Lahy na vavy

1. isrine ( 03/07/2005 08:41)
Misy milaza fa azo atao tsara ny manao regime alohan'ny hahabevohoka, araka izay tiana na lahy na vavy.
Koa misy mahalala ny à izany ve?
Misaotra o!
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:29
2. britney ( 03/07/2005 09:31)
ny anao ahoana moa zany tsy mazava!!!!!!!
3. booboo ( 03/07/2005 09:48)
britney>ny kaly no tiany lazaina.
4. aristar ( 03/07/2005 10:07)
Resan'ketrokan'ny sientifika mila manao publication handrosoan'@ ny carrière fotsiny io sy ny mpivarotra régime hazaony vola.
Jereo fotsiny. Araky ny statistika dia 50-50 raha lahy na vavy plus ou moins marge d'erreur. Dia ahoana noho hanfantaranan'ny marge d'erreur satria eran'izao tontolo izao dia ny vavy noho betsaka nohon'ny lahy ?
Arakin'ny hevitro dia izao:
- ny spermatozoïde dia velona telo andro (72 ora)
- ny ovule dia velona iray andro (24 ora)
- ny ovulation-ny vehivahy dia indray mandeha isambolana ka raha efa misy spermatozoïde miandry iray na telo andro ao dia efa reraka ilay izy dia vavy noho tonga. Nefa raha fotaona kely tao aorinanin'ny ovulation voa tonga ny spermatozoïde dia mbola mavitrika ilay izy dia lahy noho tonga.
Dia noho izany dia arakin'ny statistika dia ny vavy noho betsaka noho ny lahy satria raha manao isn'andro dia efa misy spermatozoïde miandry aho ary sarotra ny miandry hoe rehefa mi-ovuler ilay vehivavy izay voa manao zaza na dia misy mahanfantatra aza hoe mi-ovuler izy nefa rangahy izany tintin aloahany.
Hevitra izaho samy irery io faha raha misy te-handany vola @ régime... De toute façon c'est 52-48 pour avoir une fille ou un garçon
5. RockyMaivia ( 03/07/2005 15:59)
Toa arakaraky ny pH ny fikanareo no tahan'ny hoe ny lahy no hanambitana hisy kokoa sa ny vavy! Dia arakakaraka ny sakafo atao @ le régime no hanovana ilay pH!
Toa hoe resaka position koa hono dia mety! Raha sivy ambienimpolo zao tonga dia hinoana fa tsy misy ny valiny!
6. isrine ( 04/07/2005 12:53)
Aristar: misaotra à fanazavana, za efa naharaka an'io zavatra nazavainao io, fa eo à hahalalana ny ovulation no rezatra satria ny fiainana efa rotoroto lava, ny cycle miovaova indray2 noho ny harerahana à asa.
ny hitsapa maripana isaky ny tapak'andro ahalalana ny ovulation angamba no ezahana atao fototr'asa.
hihihi.........
7. fijo ( 04/07/2005 22:02)
mahazotoa mitsapa ary e
8. isrine ( 06/07/2005 12:27)
misy milaza anie fa mety ilay regime e.
9. fijo ( 06/07/2005 20:04)
io tsy voaporofo ka aza dia mahatoky loatra
10. dadabe ( 09/07/2005 11:09)
aleo hoa naturel ihany kle
mbo kozy e
11. fijo ( 09/07/2005 23:00)
raha te hanao regime hafa indray aloha tsy aiko e
12. isrine ( 11/07/2005 13:36)
Ka ny mahatonga ahy hitady an'io anie dia noho izy tsy de hampiasana loha loatra e. Raha toa ny voalazan'i Aristar io manko dia sarotra be, ary tsy sur mihitsy. Ny olona ankehitrainy anie, indrindra ny lehilahy dia mila zazalahy ny zaza voalohany. Betsaka ny tena manao tsinontsinona ny vehivavy raha toa ka vavy no miseho voalohany eo.
Regime ino koa no tian'i fijo lazaina?
13. sonwin ( 14/07/2005 14:11)
jereo fa misy formule azahoana lahy napetrako any amin'ny resak'olondehibe any..efficace 100%
14. fasaly ( 14/07/2005 18:35)
ny fahazahoana vavy hony any amy 9 eme jours any e!
de ny lay zany au contrainre, fa tsy azoko hoe mila regime angah amy fahazahoana zazalahy na zazavavy?
15. sonwin ( 14/07/2005 21:13)
toa misy ka:)
16. isrine ( 17/07/2005 09:03)
sonwin: toa tsy misy resak'olondehibe zany koa eto o.
17. fijo ( 18/07/2005 21:30)
misy nanao thezy momba io regime ahazoana mifidy ny sex ny zanaka io ka.fa tsydia mahomby foana akory.
ny silamo no manaliaka raha tsy lahy ny voalohanjanany
18. mishou ( 18/07/2005 21:44)
hi hi hi, de inona no ataon'ny silamo ry Fijo raha tsylahy ny voalohan-janany? Manao terrorisme aiza indray ry zalahy raha vao izay no tranga miseho.

Aristar> tsy mitovy @ anao aloha ny calcul ko fa mety na de misy itovizana @ méthode ko ilay anao.
Fa firy aloha ny zanakao no mametraka io principe io ianao e?
za mantsy mba manana expérience virtoaly farafaharatsiny hi hi hi:-D:-D:-D:-P
19. fijo ( 19/07/2005 21:02)
mishou,ny vadiny no apoakany ko inona indray ary
20. isrine ( 22/07/2005 13:00)
mishou: tsy misy terrorisme zany fa à izao fotsiny e.
de milaza koa ianareo lehilahy gasy raha toa ka manalavitra izany ny hevitrareo, efa tarazo ho anareo lehilahy mihitsy anie no tsy faly raha vao tsy lahy no voalohany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2115