Liste des messages

Liste des messages, inserés par lebaba, par ordre de date
lebaba ( 05/07/2005 01:38)
Mpitendry jazz
Iza indray izao no mpitendry Jazz malaza ao @ tanana ao ankoatran-dry Tôty, Haja, Eric Tagg,Silo, Arly sns ..... ze vao misondrotra fa za efa tsy naharaka intsony. ... suite
répondu par fijo le 11/07/2005 21:53
lebaba ( 05/07/2005 01:25)
Fitiavana maharitra
Matetika ny olona dia mafana be eny am-boalohany de rehefa avy eo miha-mangatsiaka de misy aza ny sasany hono leo,de mitady hafa indray..... De manontany anareo efa manana traik'hefa hoe ahona ny fo... suite
répondu par fijo le 18/07/2005 22:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098