facture!!
1. ainaheri
(
08/07/2005 22:21)
Torohevitra ny ahy na dia tsy manana ttasy aza ianao
ipetrahanao @ firenen'olona iray d aza adino ny mangataka facture @ anaranao raha mividy zvtr ianao fa ilainao iny indray andro any!!

novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:10
4. ainaheri
(
09/07/2005 09:46)
efa voalazako eo ambony fa ho an'ny tsy misy ttasy
lay izy fa raha misy zvtr karakarainao oh any @ associat° ireny, ary aza maika fa mety anao regularisat° ny frantsay fa mbola manao nettoyage
kely fotsiny fa misy isa tratrariny izy!! D aza ariana ny porofo naha ela anao teto.
Toa tsy manaiky ordonnance hono ny fanjakana fa ny
n'importe quel medecin afaka manao an'iny d tsy atokisany

5. fasaly
(
09/07/2005 10:54)
ainaheri:
raha ny fahazahoako azy zany de raha manana porofo ianao hoe efa ela no niteotra tao france na de tsy misy papier aza de mety hanana chance ho voadio amy régularisation ny papier ka mety ho tafajanona ve!
de ny vao tonga zany zao ohatra herintaona fotsiny de mety mody...? ary raha ticket de caisse zany mety koa??? sa lay tena facture be mintsy?

6. ainaheri
(
09/07/2005 13:19)
fasaly> ticket de caisse ve ? iza no tsy manana an'zany mividy coca 1 d mahazo,lay facture misy ny anaranao tsy misy diso mihitsy no ilaina,fa anavotra anao iny @ farany ,tsy mitaky ttasy ny manao facture fa ataovy adresy fopla,fa ny anarana tena izy an!!Ny momba ny vao tonga erintaona ndray tsy haiko iny!!
7. fijo
(
09/07/2005 22:30)
tena marina io,satria aza hadino koa fa nisy lalana tamin'ny regularisation farany teo fa raha 15 ans ianao no teto,na tsy nisy paps aza dia hafaka mangataka regul.ka io factura io dia anisan'ny porofo manamarina izany fipetrahana ela teto izany.
za aza mono,fa tsy mbola nisy sahy nanao ity.fa raha misy olona sans paps nandritra ny 30 ans teto ka mangataka dia mety ahazo mora raha misy profo.ka ny antony angatahana amin'io dia ny "prescripton acquitive"
araka ny code civil mantsy dia lasanao ny zavatra iray raha nampiasainao mandritry ny 30 taona.
ka raha nandritra ny 30 ans izany ianao efa nanao "possession d'etat"(izany hoe hoatry ny efa tena izy" dia mino aho fa azo mora io taratasy io.