Mety mananjo ihany ve ny gasy na ho tsaraina aza??

1. ainaheri ( 08/07/2005 22:06)
Gaga sy talanjona ary nalahelo aho raha sendra nanao
vacançe tany dago no nahita ireto olona mitandahatra
@ menotte ho entina tsaraina any Anosy,angaha moa d tsy mba misy fiara anaterana azy ireny no hosena
otr'ireny ny zo maha olombelon'azy?Sa mba efa niova izy zao??Ary mety mino aho fa ny sasany @ ireny nohon'ny endrikendrika no nahatonga azy tao!!
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:27
2. xxx ( 09/07/2005 08:11)
Efa 40 taona lasa nihanatra tao @ Square Poincaré noho nahita ireo gadra mandeha tongotra mankany Anosy !
Misy zavatra be hafa mbola tokony hatao angamba voa mividy fourgon cellulaire ho an'ny mpigadra ny fanjankana. Sa ahaona hozy ianareo ?
3. anais ( 09/07/2005 10:39)
Efa misy fiara roa izao mitondra an'ireny gadra ireny @ izao fotoana izao : Super (mitovy ny taxi-brousse ireny) sy Mercedes 307 (ohatran'ny taxi-be) fotsy ny lokony ary misy gyrophare daholo ilay izy. Ny mahasosotra/mampalahelo fotsiny dia mitovy @ hoe misy menotte entina mandeha tongotra ihany ilay gadra satria mitabataba be ilay fiara rehefa mandalo, manaitra ny besinimaro ihany, mampalahelo !!!!
4. zakilinina ( 09/07/2005 13:14)
Mba efa misy fiara aza izany.
Mba isaino kely ange hoe ny dadan'ny tena na ny maman'ny tena no entina menotte manvatsava tseana toy ireny e !
Mampahontsa fo !
5. zefalah ( 11/07/2005 02:10)
zakilinina>> ka refa manao ny tsy mety dia zay e.
na Papanao io na Mamanao..Na Mamako Na Papako.
nangalatra ka..soa atao hony levena-mbola fa ratsy atao !!..io loza miatona...kida milanja zaho.
ie inona ko mo?? le hoe fiara?
ny fiara tompoko dia efa misy saingy tsy voakarakara satria ny vola tokony hividianana solika dia hividianany tomponan'andrikitra sigara sy toaka.
ka la misy zaka kara toy..iya tomponan'drakitra/
8-) le fanjakana mihintsy reraka sy tia tena.
6. lo ( 11/07/2005 05:10)
fa misy iany kosa anie le presemption d'innocence e, zany we rah tsy efa voaporofo we tena meloka tsy tokony aseho vahoaka miaraka am menottes, teokony refa vita ny fitsarana vo hitan'ny ol we nofatorana marina, d zay no tsy voahaja aty amintsika
7. babalahy ( 16/08/2005 16:45)
Marina ilay noteneninao fa misy olona ao Antanimora ao efa ho efa-taona dia mbola tsy nitsara de ahoana ho izy anao rehefa notsaraina dia hafaka madiodio.De ahoana ny hevitrao amin'izany?:snif:
8. fijo ( 16/08/2005 22:34)
zefa an,na dia solafaka aza ireny olona ireny,dia mbola olona ihany aloha ka tokony asiana hajany kely .
9. pitchou ( 23/08/2005 19:02)
euh! eto aho izany hanisy sakay kely: raha ny nanao ny tsy mety t@ fiaraha-monina hiadivana sy dradradradraina ny hajany sy ny zony nefa ny mifofotra manasoa ny fiaraha-monina alikaina sy heverina ho toy ny tsy olona ... mba rariny ve izany?
Firy taminareo kay no niady ny zon'ireny gardien ireny izay tsy manana hialofana akory tsy mahazo imper na oram-baratra aza milatsaka?
Firy taminareo no niady ny zon'ireny mpaka zoridira ireny izay tsy omena gants akory hiarovany ny fahasalamany na dia feno diky aza ny fako eny @ fanariam-pako? (eny e! mety hisy hiteny hoe mety aminy ny milalao tay!)
10. fijo ( 23/08/2005 21:34)
mananan zo daholo ireny ka,fa le gadra aloha izao no resahina
11. pitchou ( 24/08/2005 18:19)
ko nareo be tsetsetra olona nanota fa tsy te-hahalala ny olona manao ho anareo kou nou! aiza aho no tsy hamaly?
12. Herimiafina ( 28/08/2005 23:36)
Mieux vaut condamner un innocent que de liberer un coupable
13. pitchou ( 29/08/2005 18:29)
ngah moa tsy efa izay le nataon'ny olombelona e! aleo misoroka toy izay mitsabo
14. fijo ( 13/09/2005 22:27)
herimiafina,diso be fa ny mifanohitra amin'izay no izy.tadidio fa ny fisalasalana dia manavotra foana ny voapanga.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5518