JO tsy leomboanana ny frantsay

1. mandrindra ( 08/07/2005 14:41)
nanao fanambarana ny ben'ny tanan' i Annecy, Bernard Bosson, fa hilatsaka ho fidiana ho tanana andray ny JO hiver 2O14 i Annecy.
Any indray ry zalahy no miala vokona angaha?
novalian'i banga ny 15/07/2005 18:02
2. ainaheri ( 08/07/2005 16:29)
marina ny azy fa mampihena ny tsy an'asa ao aminy zany ko! satria lay teo iny saika hanome asa 42000
fa saingy tsy anjarany!!
Any Dago nga tsy mba mety ee??
3. mozart ( 08/07/2005 18:05)
mbola tsy zakantsika Gasy izany JO izany lesy e!!! jeux des îles ary ty efa manahirana ny gasy kohhh! miankina @ vokatra eo @ sport anie no andraisana na tsia ireny lalao lehibe ireny eeee
4. mishou ( 08/07/2005 19:08)
ka tsy voan'anana no bedebe aty no mahatonga azy tsy ho leo koa:°):°):°):-P
5. mishou ( 08/07/2005 19:10)
ka tsy voan'anana no bedebe aty no mahatonga azy tsy ho leo koa:°):°):°):-P
6. ainaheri ( 08/07/2005 19:36)
mishou >hihi:roll::lol:
7. Mifenty ( 09/07/2005 08:08)


zé toufou mpamosavy lesy a.


za irarah
8. dadabe ( 09/07/2005 12:22)
:°):°)
9. fijo ( 09/07/2005 23:04)
ze mamosavy mivoaka alina
10. Mifenty ( 11/07/2005 07:48)


tandremo tratry ny valifaty ka voahitsakitsaka amoron-dalana a.
11. fijo ( 13/07/2005 20:55)
aleo tain'alika amorondalana izany ko
12. jhouhlambout ( 13/07/2005 22:15)
13. banga ( 15/07/2005 18:02)
indray mande v no manta vary d andevin-tsotrobe e.
( indray mande v ry zareo no may mofo d amarotra la four e)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1824