inona kay ! mba lazao ny anao!......

1. xxx ( 07/07/2005 17:14)
inona no zavatra manintona sy manaitra ary itiavanareo lehilahy vehivavy iray raha mitopy any aminy ny masonao, na izy vao hitanao sy fantanao na izy efa mifanerasera aminao satria, izaho dia miara-mianatra amin'ankizy lahy iray, ary tiko be izy io mifanerasera be zahay, fa ataoko daholo izay rehetra mety hanintona azy ny amiko na fomba fiakanjo na fomba firesaka na inona fa tsy taitra amiko mintsy izy fa inona no tokony hatao mba hampataitraitaitra azy.....misaotra amin'ny hevitra...
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:06
2. xxx ( 07/07/2005 18:22)
anotanio klou ny namany so mba tsy tia vevavy le akama=))=))=))=))
3. ainaheri ( 07/07/2005 18:36)
Tsy taitra aminao izy satria ianao diso manintona
azy lotra ka aza vakina loha izy d ho avy ho azy eo!!
4. xxx ( 07/07/2005 18:41)
xxx: ihany ity lay mametraka sosokevitra:
eny wa! fa inona no tena manintona anareo ary e sy manaitra anareo eny amy vehivavy iray fa tsy azoko
mihetsika lay sipa tsy maataitra vao maika moa tsy mihetsika de tsy jerena intsony angamba,
5. mishou ( 07/07/2005 19:38)
any amerika hono ny sipa no mety tsara raha mikaoty lelà fa mitady amerikana no vahaolana rapida indrindra de anontaniana azy izay ataony
Rehefa tsy tiany ve ianao tsy hitoto koba hatavy fa olona iray zany koa ve akia ry xxx amakiana ati-doha an, lelà ao bedebe, ny hitako tena manaitra azy mafy de rehefa tsy asiana sira izy fa marary ny an-dohany. atao ohatra'ny tsy misy ireny na dia tara tsy mitsonika be aminy aza ianao:-D:-P
6. lo ( 08/07/2005 03:44)
le manintona nge bdb e : mety we ny fitsiky, ny fiakanjo, ny firesaka, ny tarehy sy bika... fa le mampisy an'ilay tselatra kely hampiroboka no tsy mety faritana, tsy manaraka laojika. Mety we tena ol hafa miitsy andrian'ny sainy ohatra, mety koa refa tsy mifankahita ela nareo ka sendra mifanena iny no mipoitra le izy.... asa re
7. perfect ( 08/07/2005 04:00)
fantaro tsara alou le bandy,sao mba efa misy miaraka aminy ka tsy te hampirafy anao izy,satria mety ho efa fantany koa ianao hoe misary zoro azy,ianao ndray no sahirana avy eo
8. sonwin ( 08/07/2005 06:26)
xxx> banjino matetika izy dia omeo ny tsiky malefaka fa tsy maintsy ho taitra aminao ihany.
9. radriana ( 08/07/2005 06:58)
xxx, Inona ary ity, teneno izy akia, tiako be ianao hoe, tsy hitako izay tsy mampety anizany, mba fantatra au moins hoe hisy vokany ny hezaka ataonjy.
Misy anie ny lehilahy tsy sahy mikôty e.
10. fasaly ( 08/07/2005 07:04)
sonwin:
zany an! de ahoana zany tsiky malefaka zany ky???:lol::-D:-D
11. xxx ( 08/07/2005 07:08)
message
radriana:

xxx, Inona ary ity, teneno izy akia, tiako be ianao hoe, tsy hitako izay tsy mampety anizany, mba fantatra au moins hoe hisy vokany ny hezaka ataonjy.
Misy anie ny lehilahy tsy sahy mikôty e.




radriana:
marina alony zany e! fa izy koa anie otran'ny tara e!
de zay no tsy azoko fa de andramako daholo ireo fa misaotra amy torohevitra, izy tsy sarokenatra, ary tsy hoe tsy sahy hikoty izany, izaho azo lazaina hoe tsy ratsy kou anefa fa ny blem de izà no efa latsaka ihany de sahirana ihany zà. sa ve mampifilafila?...


12. kally ( 08/07/2005 08:27)
Ary raha hiteny ianao nefa izy tsy vonona dia ho lasa hafahafa ny fifandraisanareo.
13. mandrindra ( 08/07/2005 09:02)
de mi insiste eo foana e rehefa tena môla sa hiandry an'i benoît eo. Sao misy mpihaza hafa sendra mandalo na koa lery lasa mandeha mitifitra any amadika any ko. Velezo ny vy dieny mafana.
14. cocorie ( 08/07/2005 09:05)
aza tonga dia maika aloha fa alaivo @ maha-pinamana tsotra ny fony, tsisy resaka hafahafa, avy eo dia rehefa azon-dry ny fony, vao miditra tsimoramora @ ny ambony..... hain-dzy ihany e!!!!
15. xxx ( 08/07/2005 09:24)
ry cocorie zany efa sepcialista :P
16. xxx ( 08/07/2005 17:48)
aza sainina intsony izy, aza ovaina izay fomba ataonao manaitaitra izay de mba mankanesa aty aminay fa hisy olona tena tia anao hiandry anao ato! na de mbola tsy tazako ary ny tarehinao!!!!
tongasoa
17. nikopol ( 08/07/2005 18:20)
mila bebe tratra akia raha te hanintona lela an :-*
18. xxx ( 08/07/2005 21:30)
ka zà fizikema tsara fa tsy azo lazaina ratsy e! ny tratra ma misy ihany fa de tsy haiko e!
sarotiny be angamba izy de mitady ny tsy ho hita

xxx: ka raha toa anao lay olona de tena mahafinaritra zany.
19. princesse ( 09/07/2005 07:16)
xxx antanio izy alou sô d misy miaraka aminy ka ra tsisy dé ténéno akia! tikob énao wé d ita eo zé atôny!bandy tsy mi-resist @zany ra tsy wé efa ti b olokafa! sady njy zany tsara kou!! andramo iany alou
20. dadabe ( 09/07/2005 10:55)
oadray le inona daholo aza ireto style xx reto le tsssssssss lasa kivy ny tenanany na dia te hametraka sosokevitra azza:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0934