inona kay ! mba lazao ny anao!......

21. fasaly ( 09/07/2005 18:04)
zà ndray alony de tsy de mahita lazaina amzany fa tonga de omeo ny bise be mintsy hoe jerena!.....fa aza atao miforetaka na izany aza an!
22. jhouhlambout ( 10/07/2005 09:22)
23. dadabe ( 10/07/2005 13:35)
Miverina ery ambony
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 09-07-2005 20:04:38
Lohateny : Re : inona kay ! mba lazao ny anao!......
zà ndray alony de tsy de mahita lazaina amzany fa tonga de omeo ny bise be mintsy hoe jerena!.....fa aza atao miforetaka na izany aza an!

hummm ary mety mahay azy mihitsy fasaly raha izany no fandehany kle :wink:
24. fasaly ( 10/07/2005 15:52)
dadabe:
k'efa we zà mbola virja ko!
mbola milsa sos any amy felicia sy poupou
25. zefalah ( 11/07/2005 02:31)
:-D
26. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:43)
xxx:

...etc... fa inona no tokony hatao mba hampataitraitaitra azy.....misaotra amin'ny hevitra...


Ny tokony hatao mba hampataitraitaitra azy dia tsory aminy ny marina fa aza miodokodina eo fotsiny. Avy eo mety mahazo karazana fanazavana @ ilay toetrany ianao.
27. ft ( 11/07/2005 10:12)
nikopol:

mila bebe tratra akia raha te hanintona lela an :-*



hihihihi ary mba mila be inn kou zany raha hanitona vhv??
28. nikopol ( 11/07/2005 13:43)
Mila miseho henjana ka :P
29. fasaly ( 11/07/2005 14:01)
ft mila ho be molotra sy be lela e!
30. mandrindra ( 11/07/2005 14:32)
sao dia tsy lela ny mahalelà izany ry fasaly ?
31. fasaly ( 11/07/2005 15:54)
hafa ndray ny eritreritr'! mandrindra an!
ngah efa nahita????
32. mandrindra ( 12/07/2005 09:27)
nahita inn?
33. fasaly ( 12/07/2005 12:03)
lay molotra sy lela ka!
34. mandrindra ( 12/07/2005 12:27)
hay ve e, tsy nahita fa sady manana koa ka !!!:wink:
35. Herytae ( 13/07/2005 12:29)
:?:
36. fijo ( 14/07/2005 22:47)
za virja ka tsy mahay
37. Herytae ( 15/07/2005 13:44)
ny ahy ny fitsikin'ny ambony sy ambany!:?
38. fijo ( 18/07/2005 22:37)
he he he ,ary ny zavatra?
39. lilbon ( 21/07/2005 11:04)
za ndray aloha ny manintona ahy am vehivavy de ny
tarehiny aloha voaloha e!:):P
avy eo de ny bikany zay vao mijery fomba firesaka
de tsy manintona ahy raha vao tsy mangeable !:twisted: ny toetrany zany rah tsy hanam-bady fona ny ao an-dohako kou!tsss
sady za mijery avy any aloha aloha vao mijery avy any aoriana
:lol::evil:
40. fasaly ( 21/07/2005 18:55)
libon:
inona lay hoe mangeable? potable ve izany.???? mbo hazavao hoe fa mahaliana???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0981