inona kay ! mba lazao ny anao!......

41. fijo ( 21/07/2005 22:22)
tsy potable fa "comestible"
42. fasaly ( 22/07/2005 16:04)
hihihi mety aby e!
43. lilbon ( 25/07/2005 06:13)
zay zany tsy fady sakafo zany e!
fa ny tsy ataonay de mividy vola kle !
io fady io!
sady rah vao revenay de ndao e
44. fijo ( 27/07/2005 04:51)
tsy koi koa le mividy ka.izy aby any izay eeeee
45. ft ( 27/07/2005 15:53)
nikopol:

Mila miseho henjana ka :P



henjanambolohany fotsiny vé?? 8-)
46. fasaly ( 27/07/2005 18:00)
ft:
de mitolefika ve après, :roll::roll::roll:
zany ve hi hisy hozatra, telomoka zany de lany.
47. fijo ( 27/07/2005 21:42)
fasaly ngah tia telomoka?????
48. mandrindra ( 28/07/2005 11:07)
sady tsy mitsako no tsy mandrora izany le.
49. fasaly ( 28/07/2005 17:26)
fijo: raha amy hevitrao de ahoana????
banga mitelikozatra
50. fijo ( 28/07/2005 22:06)
fasaly,za no nanontany voalohany.
51. mandrindra ( 29/07/2005 13:31)
tandremo ary sao kenda ry fasaly, arakaraky ny haben'ilay hozatra atelinao ihany io.
52. chipie1 ( 29/07/2005 13:41)
=))=))
53. fijo ( 03/08/2005 04:57)
faly chipie e.raha teo koa mumu
54. chipie1 ( 03/08/2005 07:29)
de maninn ry fijo raha teo kou i mumu ? :-P
55. fijo ( 03/08/2005 22:19)
raha teo koa izy dia tiany io resaka io.
56. mumu ( 04/08/2005 07:50)
fijo > mifosa njay an !:wink:
57. fasaly ( 04/08/2005 17:10)
mandrindra:
na kenda n'ilay hozatra na lehibe nakely anie de mivoaka ihany ny anarany rehefa kenda e! tsy voatelina na manepotra any anatiny any fa miboslisatra mivoaka foana fa tsy lasa alavitra sa ahoana ozy toi, njy nga refa kenda de atelina ihany,???
fijo: valio amzay lay fanontaniana wa!
58. fijo ( 04/08/2005 22:54)
fasaly,andraso wa rehefa isika roa irery.
mumu,tsy mifosa,fa fantatro fa izay no ahafahako manaitra andry hiseo eto indray.dia io tokoa fa namaly.hi hi hi
59. mandrindra ( 05/08/2005 15:43)
rehefa kenda tsy aloa fa tsakoina tsara aloha ka !!
60. fasaly ( 05/08/2005 16:50)
kepohina indray aza e! na banga aza avilavila sy avolavola ao ihany de heno ihany ny tsirony kou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4579