inona kay ! mba lazao ny anao!......

61. lilbon ( 06/08/2005 05:45)
kay kay kay!
misy tady hanaikitra hozatra ato kle!
tady hatahotra le hozatra !
tsakotsakon'ny sasany de akifiny refa lany tsiro !hahaaa:-D:-D:-D:-D:-D:-D
62. fasaly ( 06/08/2005 10:07)
:-D:-D:-D:-D
tandremo fa na dia tsisy nifiny aza misy vantozy an!
63. cocorie ( 08/08/2005 14:50)
:^)
Ahoana akia zany misy vantozy zany ry fasaly; zany ve tsy mampitahotsa be, esorina toa miraikitra fona ve! de ahoana akia ny fampiasana azy?
64. fasaly ( 08/08/2005 15:48)
hihihi! cocorie izay mintsy ilay izy e!
65. Veloo ( 08/08/2005 19:01)
fasaly =))=))=))=))
66. fijo ( 10/08/2005 21:11)
misy mitady hifika le.tsy fary io akory an
67. deghany ( 29/08/2005 10:06)
inn l'ty ty resaka tsako hozatra ato ty le????
F'iza le mpinana azy ato le!!:@=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3294