Antanimora!!

1. ainaheri ( 08/07/2005 22:08)
Tokony ho mety ve ny fisian'io fonjan'Antanimora
ampovoantanana io???
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:19
2. dadabe ( 09/07/2005 03:24)
ny fanjakana angamba no tsara anotaniana le
3. ainaheri ( 09/07/2005 07:36)
Ka ny hevitra miainga avy @ vahoaka
4. xxx ( 09/07/2005 07:56)
Efa 40 taona lasa nihanatra tao @ Square Poincaré noho nahita ireo gadra mandeha tongotra mankany Anosy !
Misy zavatra be hafa mbola tokony hatao angamba voa mividy fourgon cellulaire ho an'ny mpigadra ny fanjankana. Sa ahaona hozy ianareo ?
5. xxx ( 09/07/2005 08:00)
Diso aho faha tany @ Mety mananjo ihany ve ny gasy na ho tsaraina aza?? noho tokony namaly aho
6. zakilinina ( 09/07/2005 13:19)
Zara aza mba azon'ny olona atao tongotra ny famangiana ny havany any amin'ireny toerana ireny. Olombelona anie ireny gadra ireny e ! Ary ny loza dia mahantra tsy mahavidy tribonaly ny ankabeazan'ny voasazy ao.
Ny tokony itadiavana hevitra dia izao :
- ny hikatsahana ny fahamarinana;
- ny fitaizana azy ireny mba hahaolom-banona azy ireny rehefa tafaverina eo amin'ny fiaraha-monina.
7. ainaheri ( 09/07/2005 13:25)
tsy haiko na marina na aona fa miafanitsakitro araka ny fitenenana ny gadra ao, hany ka na ny fandriaana
hatoriana aza surcharge,refa matory de samy miorirana
miankavia daolo fa tsy misy mifanatrika ary refa hiodina d mitehaka ny anankiray d miaramiodina doly sady mampihomehy no mampalahelo raha izany ny zavamisy
8. mpanakiana ( 09/07/2005 15:28)
d manin no tsy angonina ny karamanao anamboarana
azy?
9. dadabe ( 09/07/2005 16:54)
:-D:-D
10. fijo ( 09/07/2005 22:35)
hi hi hi azafady fa tena mampiomehy le mitehaka dia miara mihodina kle.
ka io dia efa vita efa ela be.dia ny fitondrana rehetra nifandimby tsy nisy nihevitra ny hanao vaovao fa dia izay eo e.dia izao no vokany.
11. dadabe ( 10/07/2005 08:44)
lasanko vavay daholo zay:°)
12. fijo ( 11/07/2005 22:17)
an an lasan ko paosy ka
13. Kintanakely ( 12/07/2005 19:15)
Mpanakiana> Ndao marina angonina ny karamanareo hanamborana fonja e! :-D:-D:-D
14. fijo ( 12/07/2005 21:19)
maninona raha ato any antranonareo ry mpanakiana??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1814