adin'ny mpivady

1. ainaheri ( 07/07/2005 12:44)
Sasatry ny miady fona izy mivady hany ka niditra
atramin'ny renin'ilay kala d vaky loha lay bandy zao we in no ataony nefa efa mananjanaka izy roa ;1 efataona!!
novalian'i deghany ny 13/09/2005 14:41
2. mandrindra ( 07/07/2005 13:38)
misaraka rehefa tsy mifanaraka intsony e. Maninona no mampijaly tena, raha tsy hoe maso angaha.
3. sasa ( 07/07/2005 13:50)
fa manin raha mitokana rehefa tsy mety e, in no iraisan-trano amin'ny rafozana klé, f'angaha tsy mety raha tsy miankina aminy, nefa ny tokan-trano anie raha vao hidiran-kavana vao maika miady lava e
4. ainaheri ( 07/07/2005 13:56)
sasa>izy roa anie mitokantrano fa ra vao miady kely d mitoroka any @ reniny lay kala ee!!ary marina nyn anao fa ra vao idirankavana d bye zay fa tsy misy milamina io!!Lay kalakely ko fatin'alika
5. fasaly ( 07/07/2005 15:56)
k'aleo kalakely ho tangoronan'ny lalitra eo raha fatnin'alika ko!
6. sonwin ( 07/07/2005 16:15)
tonga de hitondrana sipa rakala dia vita e@
7. kally ( 07/07/2005 16:18)
Samy maivana na ny reniny na ny zanany, tsy nifampizaha toetra angaha talohan'ny fampakarana?:-P
8. kally ( 07/07/2005 16:19)
Samy maivana na ny reniny na ny zanany, tsy nifampizaha toetra angaha talohan'ny fampakarana?:-P
9. felicia ( 07/07/2005 17:47)
marina io ry kally fa na izany aza ny ray aman-dreny indraindray tena manao chantage de sentiment mihintsy rehefa tsy manao izay tiany atao ny zanany...indraindray aky tena sarotra an...efa tojo tamiko io,fa tena tsy nifampiteny tamin-drabofy aho pour deux mois...mila mafy loha mba tsy hampiditra ny reny amin'ny adin'ny mpivady ary tsy ny rehetra ny mahavita sy miresiste amin'ny lavage de cerveau ny ray aman.dreny dans ce cas...
10. fasaly ( 07/07/2005 18:09)
ka lay fifampizahan-toetra tsy hita tanteraka alohan'ny fanambadiana ndraindray satria amin'ny fotoana iny mbola tout beau tout baigne foana e! fa rehefa miray trano ao vao tena hita ny kilema rehetra ny rafozana moa tsy lazaina intsony amy fitsikilovana rehetra ny hoe zanako ihany etsy andaniny fa de ny mi revolte tsotra izao ny fanafodiny e!
11. niry01 ( 07/07/2005 18:23)
Tokony ilay rabofy no nokotin i lery de milamina:lol:
Milamina ho azy avy eo:twisted:
12. ainaheri ( 07/07/2005 18:26)
ra ny amiko aloha d tsotra ny teneniko aminy ee!!
na ilamina @ tokantrano isika d adabohy any ny sotrobe lava tangonao sy ny reninao na aleo misaraka d aleo ny reninao itady zay tinao
13. fasaly ( 07/07/2005 18:38)
ainaheri:
zay mintsy....tsotra izao.
14. yonikafopl ( 07/07/2005 18:42)
sipa tsy manankambo kou zany, inn no hanambadiana raha mbola ho be takalaza any am reniny any? rehefa mbola tsy mahazaka tokantrano de aleo mbola tsy miditra kleeee, ny reny reny ihany, malahelo izy am fitarainanjanany, fa le sipa no tsssssssssss

Ny mpivady tsy miady hono tsy mifankatia, fa le ady ao anaty rindrina efatra ihany fa tsy tokony hivoaka, akatony ao ny trano de ze ifanaovana ao, fa ny any ivelany tsy atao maha kopy we migidraka kleee
15. zefalah ( 07/07/2005 21:23)
zay le hoe: aza maika ny anambady.ozy rossy zay
ra mba ainy le bandy tsara zao ny toetran'lay sipa de tsy nijanga ny toizao..nefa..atao aona e.
iny no atao hoe..rano very teny adoany mpatraka.tsy azo raofina tsony...ny azo atao zao de ny hoe:
miareta e..ee..miareta fa vadinao io.
hahahaha.
te anao aminy eo ko ...
16. zefalah ( 07/07/2005 21:24)
zay le hoe: aza maika ny anambady.ozy rossy zay
ra mba ainy le bandy tsara zao ny toetran'lay sipa de tsy nijanga ny toizao..nefa..atao aona e.
iny no atao hoe..rano very teny adoany mpatraka.tsy azo raofina tsony...ny azo atao zao de ny hoe:
miareta e..ee..miareta fa vadinao io.
hahahaha.
te anao aminy eo ko ...
17. sasa ( 08/07/2005 04:53)
ny tena marina tokony tsy mitaraina any am reniny intsony le sipa, satria raha mbola mitohy izany d miady foana ry zareo, sady reny izany anie tsy tokony hitarainana e, efa vita ny adidiny raha manana olona izy 2 tokony hanaraka io teniny yonikafopl io, tokony izy 2 ihany no mitady solution, sady le fitarainana lava aman-kavana io tsy mety mintsy fa io no antony voalohany maharava ny tokan-trano, tokony hiaritra foana na inon-kidona na inon-kiantra e, efa natao kou, tokony zakaina.
18. ainaheri ( 08/07/2005 07:35)
Raha araka ny lalanan'ny fanambadiana hono;
-raha miady izy 2 ka tsy zakany intsony d ny
lahy miteny any @ fianakavian'ny vavy ary ny
vavy koa manao an'zany fa fadio ny mitoroka any @
fianakavianao raha te hilamina ny tokantranonao
zany we fianakaviana zany tsy maintsy homba anao izy
19. mandrindra ( 08/07/2005 08:27)
raha izaho no eo amin'ny toeran'ilay bandy aloha dia tsotra ny teniko. Mandehana ianao mipetraka irery mandritra ny 2 andro any amin'ny dezaka tsisy mpanadala dia manaova safidy, izaho sy ny ankizy sa ny reninao. Tsy misy compromis io. Rehefa miverina ka mbola manao hoe i neny anie ka izao e, i neny anie ka zaroa dia avy hatrany de fôrako. Mankeny amin'ny tribonaly aho dia manomboka ny fisarahana. Ary tazomiko ny ankizy.
20. cocorie ( 08/07/2005 09:16)
Tsotra e! ny tokantrano, dia tokana trano, anazy mitsam rery sisa no ao, fa tsy hidiran'i ben sy bofy intsony, folahy ny lohany, le lehilahy aza mohaka, le vehivavy, aza maivana. Ary ainaheri efa expert en la matière mihitsy a, tena marina izany fa sainga le rafozan'izao efa miandry kendry tohana ka tsy mety intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1551