adin'ny mpivady
44. fijo
(
17/08/2005 20:32)
ka adiny ve ry cocorie hidirako an.rehefa mampiady fipipizana izy ngah mila ahy;
51. belletoujours
(
27/08/2005 11:14)
Refa manatokatrano de tsy akitaraina fa aleo miverina amin'ny niaviana ra izany. nYzaza koa ane raha mahita ny adylavan'ny rarny vao mainka traumatisé kokoa aa noho ny hoe tsy misy ny iray eo aminye. Aleo samy maka fisainana aloha
53. deghany
(
30/08/2005 15:07)
niry01:
Tokony ilay rabofy no nokotin i lery de milamina:lol:
Milamina ho azy avy eo:twisted:
ento aty wa i mamanlisany!!!=))=))=))=))
54. mirabel
(
30/08/2005 16:35)
raha mbola miady mifanaritaka ny mpivady dia mbola mifankatia izy izany ary aleo hifanao eo fa raha tena vita tanteraka dia misaraka milamina izy hoe tsy misy fika intsony fa aleo hifarana eto ny antsika e
55. pitchou
(
04/09/2005 18:10)
mirabel> raha ny isarahany moa ny tanjona d mety izany, saingy mbola hanontany tena ihany ny nitazana fotsiny tany aoriana (indrindra ireo nanao vavolombelona! hihihihi!) hoe raha mba nanoro hevitra azy t@ ireny (efa fidirana an-tsehatra izany) dia tsy ho otran'izay! tsy hiandry ho tonga any @ fitsarana vao hiseho hampihavana! @zay manko efa tara loatra!
58. pika
(
09/09/2005 04:45)
tsy omena tsiny ny reniny raha niteny satria anie mety efa mitabataba mahamenatr'olona e
fa ny mitsabaka @ adiny kosa tsy tokony ataony
tadidio fa mijaly ny zaza ao anatin'ny tokantrano miady lava aleo aza misaraka dia ny mbola kely ny zaza voamboatra kokoa ny sainy
fa ny mitsabaka @ adiny kosa tsy tokony ataony
tadidio fa mijaly ny zaza ao anatin'ny tokantrano miady lava aleo aza misaraka dia ny mbola kely ny zaza voamboatra kokoa ny sainy
59. pitchou
(
09/09/2005 18:11)
eeeeehhhh! nareo reto zany raha mahita olona miady d avelanareo eo an! :cry:
iza ndray no andrasan'i fijo ho libra eo? le bandy?
iza ndray no andrasan'i fijo ho libra eo? le bandy?