adin'ny mpivady
22. anais
(
09/07/2005 10:51)
ainaheri> lalan'ny fanambadiana : marina ny teninao, tena momba izany koa aho. Tadidio foana anefa fa "ny tokan-trano tsy ahahaka" atao foana izay hahitana ny mamimaritra iraisana (compromis) ary ny ady tsy misy tsy vitan'ny fifampiresahan'ny mpivady.
23. JobeTDM
(
09/07/2005 11:01)
Parce que leur niveau de connaissance est minime ! Les guerres ou les disputes ou conflits sont un des signes de présence de mauvais esprits.
Que l'Esprit Saint règne dans leur foyer !
:-* Cla
Que l'Esprit Saint règne dans leur foyer !
:-* Cla
24. mirabel
(
09/07/2005 18:05)
ento ny ankizy sy ny reniny dia mifindrà toerana lavitra ny rafozanao (aza miara-mipetraka intsony)raha mbola tiana hijoro ny tokantrano e
26. dadabe
(
10/07/2005 12:29)
fa inn klou no dikan'ilay hoe TDM e(Tonga Dia Manao ve?)
de job=sipa hummm milay zany ka
de job=sipa hummm milay zany ka
28. sahouly
(
12/07/2005 15:12)
io tia miditra @ fiainanan'olona io no tena mahavoa ny malagasy matetika
34. lilbon
(
18/07/2005 13:33)
adin'ny mpivady =aza idirana na inona mitranga na inn mitranga !:evil::evil::evil:
tandremo fa danger de mort !
tandremo fa danger de mort !
35. mandrindra
(
18/07/2005 14:01)
danger de mort ho an'iza, ho an'ny mpivady sa ho an'ilay miditra ?
37. pitchou
(
06/08/2005 10:14)
d raha hita kosa izao ve ilay iray fa tena mamono, d hitazana fotsiny? indrindra fa raha tsy mitovy hery rizareo?
39. pitchou
(
11/08/2005 10:17)
tsssss! misy zavatra sasany manenina enao raha tsy miditra, fa misy ny zavatra tsy tokony hidirana mihitsy