ny fitiavana sy ny fianarana
1. rdjr
(
06/07/2005 13:00)
azo ampiarahana tsara ve ny fitiavana sy ny fianarana?
tsy hanelingelina amin'ny fianarana ve ny fidiran'ny fitiavana antsehatra eo amin'ny fiainan'ny zatovo iray?
tsy hanelingelina amin'ny fianarana ve ny fidiran'ny fitiavana antsehatra eo amin'ny fiainan'ny zatovo iray?
novalian'i fijo ny 04/08/2005 22:41
2. ari.malala
(
06/07/2005 13:43)
arakarakao ihany io, raha hoy ianao we tsy havelako hanelingelina ny fianarako ny fgiarahako @ ol de mety, fa raha toa ianao ka variana b loatra mampiaraka sy laozanao manonofy anazy fts fa tsy mianatra na tsyt mifantoka de manimba zany le izy. Ny tena tsara de raha mahay mifanampy @ fianarana ianareo2 zany we raha misy taranja tsy hay na tsy azo de mifampianatra, ary miezaka we refa hianatra no tanjona dse mianatra. Misy manko mifanao fotoana fa hianatra nefa laozana mifandamoro, ratsy b!
3. welie
(
06/07/2005 15:04)
Tsy voatery mihitsy ka! Maro ny mihevitra fa raha vao manana olon-tiana ny zatovo dia tsy miraharaha fianarana loatra! Nefa tsy mitombona fona io akory...
Misy aza vao mainka mamporisika hianatra tsara ny fananana olontiana satria mazoto fona ilay olona... ary falifaly lalandava! :-P Dia marina io hoe afaka mifanampy io koa! Ilay fiarahana amin'olona anie tsy dia hoe collés 24h/24 sy 7j/7 akory e! Tsy hoe hifandamourou fona koa akory ny atao e! :lol: Dia ilay olona no mila mahay mandamina hoe izao sy izao...
Expérience perso io lazaiko io! :-p :-D

5. zefalah
(
06/07/2005 23:45)
rdjr>>:D tsara le fantaniana.
satria miantra amiko io zavatra io @zao.
rehefa nantany olon-dehibe ray aho amin'io fitiavana sy fianarana io dia zao no navaliny.
Mahaiza miaraka,ary aza maika maika,Ny fianarana aza atao amban'zavatra,na de eo aza ny fitiavana.
raha tena tianao marina ozy le vehivavy miandry anao.
satria ny fahavitany fianaranao dia anisany reareany
reareany satria izy miaraka @ olona navita fianarana
endry..mahay mitondra tena..
Ny fitiavana miandrandra fahasambarana ozy dia miankina @ faharetana..ary matoa lay vehivavy naharitra sy niandry anao dia tsarovy fa tena tianao izy zany..fa ny fitiavana tsy vitany ray taona na roa taona..fa ho mandrak'izay.
amiko manoka ndray aloa dia ,tsy animba ny fianarany zatovo ny fitiavana :raha mahay mitondra zany fitiavana zany izy roa...ra mai maika dia veloma lava....mila fiaretana..sady enao ko nge tsy ahay ny momban'olona ray ao anatiny ray taona zany e..
tsy maintsy miaraka aminy amataonany enao vao ainao ny tena momba azy...fa ra mbola taona ray zany.
tsy mino aho...satria izy tsy zaza-kely.
zay alo ny evitro.

6. lo
(
07/07/2005 05:52)
fitiavana...fianarana...fotoana : milay hay ny milalao azy miaraka raha tsy zay samy very izy telo :)
7. yonikafopl
(
07/07/2005 06:27)
rehefa mahay mandamina ny fotoana mety fona io ka, fa raha ohatra kosa ka fitiavana tsy mba mahafinaritra fa manome blem fona de aleo mianatra klou, fa ny fitiavana iny tonga fona sady tsy manana fotoana, ny fianarana raha vao tapaka de very fotoana eo.
8. keviin
(
07/07/2005 08:08)
misy lafiny tsy mampiaraka azy kle rahasedra le miady iny izy mitsam de lasa very saina any @ le fitiavana de tsy mandeha tsony ny fianarana ary matetika anefa io ady alohan'ny exam fona:P
9. lebaba
(
07/07/2005 08:30)
Mila mahay mametraka fotsiny hoe inn no prioritaire de milam io. Fa indraindray koa io miankina am'le oul tiavina ka, misy de tedaviny hampiaraka foana san'andro san'andro raha tsy inn koo.:miam:
12. pika
(
07/07/2005 09:14)
rehefa mahay mametraka hoe mianatra aho izao any ianao rasipa aloha dia mety ka ao koa ny hoe ny sipanao mihezaka mihitsy ny mampianatra koa dia milay e
13. sanana
(
07/07/2005 12:22)
aaasa alou fa za de sanana eny fona ihany!! hihihi :°) :°) :°)
fa za kosa refa exam lasa manjavina kleee :wink:
fa za kosa refa exam lasa manjavina kleee :wink:
14. faniry
(
07/07/2005 13:00)
hihazakazaka handranto fitiavana dia hamonjy an'i welie.
hainao mintsy ny mandanjlanja azy an:-*
hainao mintsy ny mandanjlanja azy an:-*
15. mandrindra
(
07/07/2005 14:04)
ari.malala, dia io ilay hoe mifameno ny banga izy roa. Ny fitiavan koa anie fianarana ihany e, ohatra mianatra manisa andro ,hmmm...
Fa azo atao miaraka ireo toy ny zava drehetra rehefa ny saina no mibaiko fa tsy ny fo.........
Fa azo atao miaraka ireo toy ny zava drehetra rehefa ny saina no mibaiko fa tsy ny fo.........
16. zefalah
(
07/07/2005 21:18)
mandrindra>> tsy tokony anoratra boky 2zay ve nareo.
tsara be le evitr'se io..ary miezaka ny tena mba ampiasa azy :D tsara ny furom..aihaizana zavatra maro
tsara be le evitr'se io..ary miezaka ny tena mba ampiasa azy :D tsara ny furom..aihaizana zavatra maro
17. ari.malala
(
08/07/2005 07:12)
mandrindra; fa maninona ny andro no isaina r'ise? ny anao zany hanisana andro no ianarana? :-D
18. mandrindra
(
08/07/2005 08:34)
zefalah, boky inn r'ise no hosoratana, eto aza tsy mahafeno pejy iray akory ko !!
ari.malala, ilay andro ahatongavan'ny fffffanadinana no isaina mba hanaovana reviiiiii sion
ari.malala, ilay andro ahatongavan'ny fffffanadinana no isaina mba hanaovana reviiiiii sion
19. ari.malala
(
08/07/2005 08:41)
hahahahahaha! =))=))=))=))=)) hay v ê! ary iny ndray no tsy tao an-tsaiko kle! ary enao ty intelizensa b mainstiny an! eo akaikinao fôna zany za no hipetraka refa fanadinana ra zany! ;)