ny fitiavana sy ny fianarana
21. ari.malala
(
08/07/2005 13:02)
in no mahamenatra kle! za aza hoa haka spapa any @nao v d menatsa enao? izy koa wa tsss!
24. poupounesana
(
09/07/2005 14:57)
fitiavana sy fianarana?
otran'ny zava-drehetra ihany rehefa hay ny mi"gérer" azy d milamina io!
fa raha ohatra marina ka fitiavana mitondra olana aleo alou mianatra fa sao votsodroa eo (ny fianarana manko tsy azo avotsotra, na hamboly sy hiompy aza zao ianarana (eny @Agro)

25. fijo
(
09/07/2005 23:42)
poupou an,ity ny fitiavako mba gereo kely e.kay azafady,mba jereo kely e
26. poupounesana
(
10/07/2005 09:37)
fijo, kely loatra le fitiavanao ka tsy haiko ny mijery azy!hihihi
28. mandrindra
(
11/07/2005 09:18)
ari.malala, jereo ilay fikajiana nataon'i hery atsy ambadika atsy raha azo ampiharina