ra tratra maka vadin'olona

1. xxx ( 06/07/2005 18:32)
saika mba hanontany hoe inona no mety ahazo aty @ tanana ra tratran'ny vadin'ilay olona miaraka ,mamono aloha tsy misy matahotra azy fa ny eo @ fanjakana ahoana
novalian'i deghany ny 20/09/2005 16:22
2. fijo ( 06/07/2005 18:57)
raha mitory izy tsy misy azony atao hafa tsy ny mampiditra divorsa.rehefa tsy nanolana ny vadiny dioa aza matahotra.
ny manambady aradalana roa no voararan'ny lalana fa tsy ny mitsaingoka eny ivelany.
3. akamatiana ( 06/07/2005 19:03)
iiiihh efa we vadin'oul kou mbola erahanao iany kle tssss, avelao ny fahasambaran'oul fa aza elingelenina kousa mou eh:wink::-P, lengako zany fa ze fanarahanareo any
4. fijo ( 06/07/2005 20:35)
tsy nangalatra izy fa nanmpiresaka dia robokany iray ,ka azy ny azy
5. akamatiana ( 06/07/2005 20:54)
fijo ka zay ne wa eh :-P
6. fijo ( 06/07/2005 21:13)
eka wa aky an
7. yonikafopl ( 06/07/2005 23:14)
hummm nahita mihintsy aho tato ho ato fa tafiditra lalina am resaka fitiavana le zanjiko kleeeee:-w:-w
8. lo ( 07/07/2005 04:45)
yonika > efa lasa mazera less izy a =))

le mangalatra tsy voararan'ny lalana fa le angalarina iany no voaenjika, ary ny vadiny iany no afaka manenjika aza eo anatrehan'ny fitsarana, ary otrany mbola misy koa ary rah tsy diso za we ny vhv no afaka enjehina amzay fa tsy ny lhl, sa diso v za? tsy tadidiko tsara
9. lebaba ( 07/07/2005 09:18)
mbola hianatra lalana klou vao afaka hamaly :-@, fa mba mipiripirima ihany refa hoe vadin'oul eh.
10. ainaheri ( 07/07/2005 14:25)
Ra za no mitsara d ra manambady ko lay iray d asaiko mifampisipa ko lay izy roa tsy manantsiny mba tsy isian'ny olana
11. mandrindra ( 07/07/2005 14:41)
manja mihitsy ny hevitr'i ainaheri
akamatiana, tsy sambatra izy matoa nanaraka
12. pika ( 13/09/2005 04:57)
tsy anao irery anie ny fahadisoana satria efa olondehibe manantsafidy izy miaraka tompon'andraikitra
dia mifampiresaha
sady ra za aloha no mahatratrra ny vadiko miaraka @ olon-kafa dia ny divorce no ampidirina dia aleo entiny any raha tiany :-D:-D
13. fijo ( 13/09/2005 22:25)
lo,tsy hoe ny vehivavy ihany no azo henjehana,fa izao no izy:
raha lehilahy no henjehana,dia mila porofo fa efa nisy akta mihintsy vao azo ekena fa nampirafy izy.
fa raha vehivavy kosa dia,ny fiarahany eny ivelany fotsiny dia efa azo porofoina fa nampirafy izy.ka azo hanenjehana azy.
didi mpitsarana iray tao tana."tratra tany amin'ny hotely izy sy ilay sipany.nony nodomina ny varavarana dia manao lambahoany rangahy no namoha ny vadiny sy ny zaodahiny.
nitory ramatoa.
valiny,tsy tratranao teo ampanaovana izy ,ka sarotra ny hiporofoina fa nisy izany.
tena nisy io,ary izay nianatra lalana mety nahita io "dossier "io
14. zakony ( 19/09/2005 16:40)
MIsy tranomaizina sy onitra aloha raha tratra ambodiomby (ambodiomby tokoa ve aloha), izay no volazan'ny lalana, fa tsy tadidiko aloha na 2 taona an-tranomaizina izy zay na firy
15. deghany ( 20/09/2005 16:22)
f'angaha omby ndray no notomorina e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1372