[Lalao] tantara iza ary?
1. DotMG
(
06/07/2005 06:35)
Lalaon-tsaina ho an' izay tsy tia matematika.
Filma iza no nisy an' izao resaka izao :
"Ity filma ity anie tompoko natokana ho an' i Madagasikara sy Iran ihany, izay firenena roa tsy mahalala na dia kely akory aza ny lalàna amerikana sy iraisam-pirenena momba ny filma sy ny zon' ny mpamorona."

novalian'i sonwin ny 23/07/2005 18:17
7. dadabe
(
06/07/2005 15:49)
ndao lesy hi filmer olona jay ra mifenty a,de avoka ato ho ato a.:roll:
12. yonikafopl
(
07/07/2005 07:25)
oujyyyyyyyyyy, tsy maninn fa ataoko bisous fona:*:* de mazotoa mi filmer:-w
13. sasa
(
07/07/2005 10:19)
dadabe fa manin tezitra nefa te haka camera eo tsy mahatanty mijery angaha elah
14. DotMG
(
07/07/2005 13:59)
Diso! I DotMG tsy manao fa mijery fotsiny filma.
Sopapa :
1) Filma amerikanina.
2) Natalie Portman & Eddie Murphy (2nd rôles)
3) EnOOOOOOOOOOOOOOrme
Sopapa :
1) Filma amerikanina.
2) Natalie Portman & Eddie Murphy (2nd rôles)
3) EnOOOOOOOOOOOOOOrme
15. mishou
(
07/07/2005 14:14)
tsy arako mihitsy ry DotMG ilay film fa mba handefaso piratage aty zahay e:-D:-P