tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA

1. rariri ( 07/07/2005 13:18)
HIFAMPITANTANA FA TOA MAIZINA NY LALANA.
ny latsaka any ankady mantsy ny tsy ho laitrako.:*
novalian'i fijo ny 11/08/2005 20:13
2. sasa ( 07/07/2005 13:25)
TSY AZOKO NY TIAN'NY MPANORATRA HO LAZAINA FA HAZAVAO TSARA
3. sonwin ( 07/07/2005 14:03)
4. akamatiana ( 07/07/2005 14:57)
ary maninn lisana mikikika doly kle:x
5. welie ( 07/07/2005 15:32)
6. bibioul ( 07/07/2005 15:35)
:lol::lol:marin zany
7. akamatiana ( 07/07/2005 15:53)
voka eo vomasonjiko weliko fa hein:-P
8. welie ( 07/07/2005 16:10)
mipotsaka eo mintsy io!
9. akamatiana ( 07/07/2005 16:14)
eise namakoooo:-P:-$
10. Chuan ( 07/07/2005 16:52)
mifandray tànana de mihira " Andao isika hizotra hoany Jerosalema ..." hahahahahaha
11. fijo ( 07/07/2005 19:43)
ndana fa za tsy hoany kle.maty any aho
12. mishou ( 07/07/2005 19:47)
fa aiza kalongany no maizina de naninn no nahmaizina azy de raha omeko ve ny tanako ry rariri de ho sûr fa ny tanako no ho raisinao any anaty maizina fa sao de ny mba ny fananako no raisinao ka hanahirana be8O8O8O
13. fijo ( 07/07/2005 20:23)
an ,inona tsara hoe ry michou
14. rariri ( 08/07/2005 01:54)
izay voaraiko eo ry mischou na fanana na tanana, fa rehefa tongasoa dia izay ihany.:-D
15. vaovao ( 08/07/2005 04:17)
inya ary ny ahy ny tanako e!:-@:-@^:^^:^
16. fijo ( 08/07/2005 04:28)
raiso ka nonoy e
17. sasa ( 08/07/2005 04:58)
fijo kaiiiiiiiiiiile
f'angaha tsy hoe raiso ary hano ity no vatako
18. dadabe ( 08/07/2005 06:43)
ouajay le iza no hinono tanana le??
19. yonikafopl ( 08/07/2005 06:50)
tena maizina marina ato tsy misy tazana we inn kleeee:(
20. dadabe ( 08/07/2005 07:15)
:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2887