tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA

61. sonwin ( 12/07/2005 09:22)
tsy hoe mahay azy fa izany izao no mahazo ahy koa, tena miakatra le izy klé:-D
62. vaovao ( 12/07/2005 09:34)
ha ha ha tandremo miporitsaka any @ namana any ary e!=))=))=))=))=))
63. sonwin ( 12/07/2005 09:54)
gaigy be hoe fa vaovao anga ahona an:-D
64. sasa ( 12/07/2005 10:14)
mamay be le kozy ato izany klé:roll:
65. sonwin ( 12/07/2005 10:23)
tsy kozy mamay io ka, fa kozy madity:)
66. ari.malala ( 12/07/2005 10:48)
madity?! asio rano de matsora ê! :-D
67. sonwin ( 12/07/2005 10:52)
ka rano madity ange ilay kozy e:)
68. ari.malala ( 12/07/2005 11:42)
:-D lakoly ve?
69. dadabe ( 12/07/2005 12:12)
heheheh scotch ka
70. ari.malala ( 12/07/2005 12:49)
odry! taraiky ndray dadabe! sctch nga rano? :-D:-D
71. dadabe ( 12/07/2005 13:20)
ditinkazao njay aza e
72. ari.malala ( 12/07/2005 13:36)
:-D:-D ditinkazo ahoana ary!
73. sonwin ( 12/07/2005 14:14)
ditin-kozatra kosa le izy e:)
74. mamzelkely ( 12/07/2005 14:50)
mhhhhh:roll:
75. fijo ( 12/07/2005 20:06)
sonwin koa kay virja le.=D=D=D
76. vaovao ( 13/07/2005 09:21)
k'reny mitsy tko anie no tena tonga d miraikitra sady mila ho 1 ponal mitsy an!!!=))=))=))=))tsy azo omena ol fa mankarary!!!=))=))
77. ari.malala ( 13/07/2005 10:09)
=))=))=))=)) ponal aôna koa ê! tsy aleo tonga de araldite?! =))=)):-D:-D:-D:-D:-D:-D
78. sasa ( 13/07/2005 10:14)
kozy madity indray no tonga ato klé:-D:-D:-D:-D:-D
79. fijo ( 13/07/2005 20:03)
madity ary mipetapetaka be izy izany kle
80. sonwin ( 13/07/2005 22:32)
fa refa ny madity koa no ela ts nianga tonga dia matsora mitsiritika be klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3236