tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA
104. ari.malala
(
18/07/2005 05:40)
in ary no idirnareo @zany! anay re zany ê! aza midimiditra @ fiainan'ny ol r'ty an!
107. fasaly
(
18/07/2005 19:05)
mahatsara hoditra ho an'ny vehivavy hon reny zavatra mitsiritiaka madity reny kou! mi adoucir ny peau hono k'asa re!.... atao otran'ny masque
115. rariri
(
19/07/2005 12:48)
ndao amin'izay ary hiara-dia ho doria.
Marina raha tsy sarotra ilay miaina ka,
mba san mihintsy.
Marina raha tsy sarotra ilay miaina ka,
mba san mihintsy.
116. fasaly
(
19/07/2005 14:51)
ari:
tsy aleo ve tsika hanadrana fa ny crème anie zao efa lafo be e!
tsy aleo ve tsika hanadrana fa ny crème anie zao efa lafo be e!
118. fijo
(
19/07/2005 19:52)
ari an,aleo sotroiny fa nentsika efa hafa mihintsy ka.
fasaly mety maha mandina tava marina anie io e,ko olona aza vitany ko.
fasaly mety maha mandina tava marina anie io e,ko olona aza vitany ko.
119. sasa
(
20/07/2005 04:43)
sonwin tsy za aloha no hiantefan'ilay hafatra e, d tsy elah kou, fa asa mintsy hoe iza?
fasaly tonga d andramo da zarao ato ny traikefa rehefa hita ny resultat e
fasaly tonga d andramo da zarao ato ny traikefa rehefa hita ny resultat e
120. ericgael
(
20/07/2005 05:35)
tsy maintsy élaéla ny traitement vô méty, ny manambôtra anlé menaka no KO =)) fa ny mihosotra mihatsara é :D