tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA
41. dadabe
(
10/07/2005 03:17)
mishou ny anay anie milamina e:wink: fa ny andry zalahy mbola mianatra zany angamba
sa ahona yonika:*:*(l)
sa ahona yonika:*:*(l)
42. yonikafopl
(
10/07/2005 04:03)
fijo:wink::-$
dadabe nentsika mou haintsika fona ny mandamina azy oooooo, na malemy aza miha mafy fona :-P:*:*:*
dadabe nentsika mou haintsika fona ny mandamina azy oooooo, na malemy aza miha mafy fona :-P:*:*:*
44. yonikafopl
(
10/07/2005 05:27)
:*tsika efa mifandray tanana sy ze azo ampifandraisina rehetra mou oooooo:*
48. boalimena
(
11/07/2005 08:09)
tsara ny mifandray tanana,saingy alohan'ny hifandraisan tanana dia diovina aloha ny fo,fa tsy tsara raha ho mpinamana nefa mifampiatsara velatsihy,ny fifandraisan tanana mantsy dia midika sy maneho zavatra maro ary hevitra maro eo amin'ny fifandraisan'ny samy olombelona,ka tsy ho vita eto raha izany no hadihadiana é
50. vaovao
(
11/07/2005 09:40)
tena tsy maitsy ny frain ndray no ho tapaka raha zao no mitohy f'reto tena efa manita-tsaina dhl tsy vavy, tsy lahy an!!=))=))
55. yonikafopl
(
11/07/2005 21:15)
fijo nga tsy nihinana an le ody fann???:-P aleo raisiko ny tananao ary so de menjera eo eeee
57. vaovao
(
12/07/2005 04:11)
tandremo zany fa mety efa miakatra any @ atidoha le zvt raha mahafanina ny virja mihitsy le!mitadiava hainga ol handray tanana dieny zao!!!!:-D
60. vaovao
(
12/07/2005 09:13)
:-D zany ny efa mahay azy zany, tonga d basy atifi-kavana tsotr'zao!!=D=D