tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA

161. rariri ( 27/07/2005 12:07)
tena faniriako
raha i ndry,no mba namana,
Mety handray
Ireto tanana mba raiso akia ny tanako an!.tsy avelako henjera ange ndry raha sendra solafaka e!
Jereo ka mba raiso ireto tanana
Mitoloko izy ireo k'aza lavina
mba kôzy ange zany fa tsy vazivazy e!.
Raha maninomaninona ny foko(l)dia manasa-tanana aho an!
ampifilafilao foana.:evil:
162. chipie1 ( 27/07/2005 12:43)
ary vao maika niova le kôzy:roll::roll:
163. fijo ( 27/07/2005 19:43)
ary dia vao niha tsy araka intsony.
164. ari.malala ( 28/07/2005 06:13)
:-D:-D in ary no tian'i rariri tenenina fa tsy mazava mintsy ê! :-D iza no handray ny tanan'iza? miverina ndray v le mampifandray sa aôna ê! rariri koa miteny kely d manjavona d ôtr'izay fôna.. :-D:-D=))=))=))
165. fijo ( 28/07/2005 20:51)
misy zavona be ato kle
166. ari.malala ( 01/08/2005 09:02)
:) aiza ny masoandro handevona ny zavona ê! :)
167. fijo ( 01/08/2005 21:33)
io eny masoandro fa tonga ihany ko
168. ari.malala ( 02/08/2005 08:09)
169. fijo ( 02/08/2005 19:48)
izay le masoandro be ko
170. cocorie ( 05/08/2005 13:18)
I ari.malala ve le masoandro e! ka masoandro be lohataona sa ????
171. ari.malala ( 05/08/2005 13:59)
:) za v masoandro? tsy haiko alo ê! :)
172. mandrindra ( 05/08/2005 15:03)
ireo mibaliaka amin'ny sisiny roa ireo e !
173. ari.malala ( 08/08/2005 14:45)
:):):)
174. fijo ( 08/08/2005 20:26)
izay indrindra ry mandrindra.ireo le masoandro ntsika eto
175. rariri ( 08/08/2005 23:17)
dain kosa nareo
176. ari.malala ( 09/08/2005 05:51)
euh, manin rariri?
177. fijo ( 09/08/2005 20:53)
maninona tokoa izahay le
178. cocorie ( 11/08/2005 07:20)
Fa hikambananareo firy lahy i masoandro e!
179. fijo ( 11/08/2005 20:13)
te hanao volana ngah ndry?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7756