tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA
142. chipie1
(
22/07/2005 12:10)
fotoana efa tokony hahatongavana any jerosalema ve de mbola ho laninareo andro mifanositra njay e=))=))
144. fasaly
(
22/07/2005 15:36)
eny wa! sady mbola lavitra be zany jerosalema zany e!
ho maina ihany ilay ray kapoaka raha izany
ho maina ihany ilay ray kapoaka raha izany
148. vaovao
(
25/07/2005 09:31)
mba hitantarao ny fahasambaranareo zay rhf tonga any nareo e!=))=))=))=))=))
152. ari.malala
(
26/07/2005 05:54)
asa mintsy lesy malala fa misy mahita fahasambarana any @zany Jerosalema ony... za tsy mbola tany ko tsy haiko!
153. vaovao
(
26/07/2005 09:12)
tena mahasambatra be any k! nga nareo tsy mbola tany,aza d mandainga e! hitako ary nareo sahala @ hoe avy any zany dhl vao nanomboka ny herin'andro ko!!:-D:-D
155. sasa
(
26/07/2005 10:17)
otsaotsan'ny hafahafa izany resaka ato zany, sa zay no taraiky be:roll::?:
158. ari.malala
(
27/07/2005 05:59)
in le Jerosalema d in le fahasambarana hita any, iangaviana manokana i Vaovao hanazava fa araka ny maha Vaovao azy moa izany dia nitondra hevibaovao izy ary dia tsy araka ny zavatra teneniny! :)
159. vaovao
(
27/07/2005 09:14)
eny ary!rhf any jerosalema d mazava ho azy fa be lamba dhl ny pokn,nefa ao anatiny ao, d ny mifanohitra @ zay tateraka,d ohatr'zay ko le zvt,mody b lamba nefa...zany v d tsy azonareo e!!
160. rariri
(
27/07/2005 11:59)
Ity hira ity dia atolotro ho an'i izay sipa izay ......:-D
rehefa avy eo fa vaky tampoka ny dikisa.
refa manambola za mividy kapila manjelatra.:arrow:
:^)
rehefa avy eo fa vaky tampoka ny dikisa.
refa manambola za mividy kapila manjelatra.:arrow:
:^)