tSY ALEO VE RY ZAREO MIFANDRAY TANANA DAHOLO TSIKA REHETRA

21. ari.malala ( 08/07/2005 08:26)
dadabe:

ouajay le iza no hinono tanana le??


ny zazakely ko! samisy olndebe minono tanana? :) :D
22. sonwin ( 08/07/2005 08:28)
fa resaka miray aza no eto sa resaka minono:roll:
23. ari.malala ( 08/07/2005 08:30)
sonwin> resaka miray nono :-D
24. yonikafopl ( 08/07/2005 08:39)
:-D:-D:-D
25. vaovao ( 08/07/2005 08:55)
aleo atao oe mifandray tanana eo ampinonona e!=))=))
26. HeryLo ( 08/07/2005 09:16)
Inn lé mifandray tanana leretsy fa tsy ao mihintsy za klé :?::?:
27. sasa ( 08/07/2005 10:30)
dain kou ity reto klé, aleo za himé:-D:-D:-D:-D
28. ari.malala ( 08/07/2005 10:45)
herylo, ze azo ampifandraisina ampifandraisina aby ê!

sasa; za koa hanampy anao :-D:-D:-D:-D:-D
29. dadabe ( 08/07/2005 13:59)
:@:@:@
30. mishou ( 08/07/2005 14:02)
tsy lasa, aloha, fa misy inn kalongany no nahamaizina tampoka an-dRariri teo e, alefaso ilay hiran'i samoela hoe areheto ny potô fa mazava io e.:-D:-D:-D:-D:-P
31. ari.malala ( 08/07/2005 14:52)
mishou, marina ny andry!:-D:-D:-D:-D
32. yonikafopl ( 08/07/2005 18:49)
mishou , ka ny jiro tsy mandeha ny telephone tapaka nge hono eee:-D
33. dadabe ( 09/07/2005 02:37)
...diatongotra be vao mahita post...eeee!!
34. HeryLo ( 09/07/2005 05:30)
rariri !!! nankaiza éla teo kléé ????
za tsy arako mihintsy lé koznlà ??
ari.malala hatraiza ny fetran'ny lé izy klé ??
35. vaovao ( 09/07/2005 08:18)
mahery nareo e! tena malemy mihitsy ny tsinaiko @ le resaka klé!=))=))
36. dadabe ( 09/07/2005 13:00)
mbola ny tsinay aza zany kle ,mbola aiza rehefa ....
37. yonikafopl ( 09/07/2005 15:33)
:-D:-Ddadabe mety hisy halemy afa ve?? ohatra we inn any amlah ankoatra ny tsinay:lol:
38. dadabe ( 09/07/2005 17:00)
ndry mahalala be noho zah:wink:
39. fijo ( 09/07/2005 21:09)
kay ,hay ve efa nisy izany nalemy izany mihintsy tao ry yonika sy bedada an.tena gidraka be izany an
40. mishou ( 09/07/2005 22:43)
tapaka sa malemy e, ny an'i vaovao sa ny an'i bedada sy bebe kalongany e:-D:-D:-D:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.266