Batman Begins

1. hery ( 27/06/2005 06:36)
Tsy dia ratsy io ho an'izay te hijery... sady lava (140 min any ho any) izany hoe tsy lany ny vola fa sahala amin'ny mijery film roa :-D

Ny mahatsara azy dia tsy mba tahaka ny Batman hafa. Tsy milaza hoe nahazo pouvoir manokana i leiry (tsy tahaka an'i Spiderman koa). Ny pouvoir ampiasainy de vokatry ny ezaka ataony sy ny fampiasan-tena... ary misy échec indraindray... de mbola hitohy ilay izy fa tonga indray i Joker

Mazotoa e.
novalian'i dadabe ny 09/07/2005 13:23
2. gbx ( 27/06/2005 08:36)
de ahona tsara le batmann ah
3. lalamaria ( 27/06/2005 13:33)
efa nalefan-drizareo tao @ cinéma ritz sahady izy ity t@ 26 juin fa izaho aloha mbola tsy nahita, na izany aza mba mahafinaritra koa ny tarika IFANIHY miaraka @ tononkirany é ! hi hi hi :lol:
4. sanana ( 01/07/2005 10:31)
fa madà wa tsy tara mintsy raha resaka film an! gaigy ry lerony!
5. kitjo ( 04/07/2005 13:33)
Za aloha dia tia an ilay Batman iny eee

Tsy d zaza lotsa...he he
6. dadabe ( 09/07/2005 13:23)
:-@:-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6955