MADAGASCAR

1. Missie ( 27/06/2005 07:44)
Kikouu doly! Efa nivoaka depuis 22 lé Film MAdagascar t@ ciné! hihihihih tsara lé izy sa aona hoy ianareo:roll: aona ny impression nareo t@ lé film??? sns
Nisy teny gasy azany tao @ lé film sa tsisy ô??????????:lol:
Zé mahay mamaly:°)

Sixxx doly bonne zournéeeee:-*
novalian'i watafon ny 13/08/2005 15:11
2. stephan ( 27/06/2005 08:59)
tena nisy teny gasy ka! anankiray no tadidiko dia ny teny hoe fosa. F'izany hoe nosoratany hoe foosa ilay izy. Izahay taty dago aloha efa nahita t@ 25 juin e! sa ahoana hoy ianareo? ilay izy no teny amerikana... f'efa nahita aloha e!
3. xxx ( 27/06/2005 10:10)


efa dispo ao am emule aza le izy io kou. Fa tsara a.

4. Missie ( 27/06/2005 12:02)
Stephan:) Eka Fosa ny teny gasy! za nefany an! t@ iny film iny vo nahalala zany oe Fosa : Biby :roll: hihihihihihi!!! de aona fahitany step lé film klou ê! sa de nijery fotsiny de nimémé:lol:
Alé bony zournée jay kalou
:-*
5. lebotiti ( 27/06/2005 12:53)
taraiky ve ny rta sy ireo tv sasany sa tsy nisy nahasahy nandefa pirate an le izy afa-tsy MBS

zay mpankafy da toa an i shrek sns aloha de ho tia azy
fa ireo hafa zay be resaka sy be famaritra amin ny hoe hitondra touristes sns aty iny de lany andro.

za nahita hoe toa fohy loatra ilay izy.
ny modelisation n reo lemurien ohatran ny hafahafa zany
zay fotsiny ka
6. lebotiti ( 27/06/2005 12:56)
taraiky ve ny rta sy ireo tv sasany sa tsy nisy nahasahy nandefa pirate an le izy afa-tsy MBS

zay mpankafy da toa an i shrek sns aloha de ho tia azy
fa ireo hafa zay be resaka sy be famaritra amin ny hoe hitondra touristes sns aty iny de lany andro.

za nahita hoe toa fohy loatra ilay izy.
ny modelisation n reo lemurien ohatran ny hafahafa zany
zay fotsiny ka
7. nazi ( 27/06/2005 17:10)
MADAGAQUOI ?:-w:-w
8. welie ( 27/06/2005 17:21)
Zà mou dé comme d'hab taraikiy fona zany e! :lol: Tsy mbola mivoaka aty aminay ilay film raha tsy @ 15jolay dé miandry zany kou! Dé aza tataraina be eto ka! :-P
9. nazi ( 27/06/2005 18:00)
welie,tataraiko @ kolera ra tinao
10. Papoose ( 28/06/2005 01:01)
fa mba tokony nataony teny gasy zany le hoe BON VOYAGE fahafaharatsiny fa tsy natao teny frantsay ee!!! dia le hoe TOUR DE MADAGASCAR koa!!!
zay fa six doly aiii!!!
11. DotMG ( 28/06/2005 08:28)
Nanaitra ahy mafy ilay resaka hoe "ROI AUTOPROCLAMé".

Asa ianareo izay nahatsikaritra an' iny fa amiko aloha dia tsy dia reharehan-dRavalomanana loatra ny momba an' iny e! Ny fahitako azy an, dia jereo etsy ambany:




Tamin' ny taona 2002 no niketrika an' iny sari-ahetsika iny ny DreamWorks. Dia tamin' izany moa nalaza ny hoe Filoha autoproclamé Ingahy Ravalomanana. Amin' ny tantara toy ireny tsy maintsy misy ifandraisan' ny rediredy sy ny tena marina foana. Toa taratry ny fahitan' ny vahiny ny filoha Ravalomanana hatramin' izao ny fahitan-dry Alex sy ny namany ny tompon-tany tao amin' ilay tantara. Izany hoe sady babakoto no mibodo fahefana.

Miala tsiny aho zalahy fa izaho aza mantsy tsy nahita ilay tantara akory fa be resaka fotsiny eto ...
12. sanana ( 01/07/2005 10:29)
DotMG hahaha tsy nahita ilay tantara koa mahita antsipirihany otran'izany?
13. booboo ( 02/07/2005 09:09)
zà omaly nifanena t@ ados maromaro avy nijery an'iny dé lazain-dry lerony fa île fictive ndray re lé M/car :Schoked:.

Tsara lé izy na fohy lôtra azany.
14. scorpion ( 05/07/2005 17:58)
tsara iny ka
15. mandrindra ( 07/07/2005 14:32)
booboo, maro no mieritreritra an'io raha vao tsy misy fanazavana hoe tena misy anie io Madagasikara io. Tamin'izao nijery izao dia nisy dokambarotra naton'ny Air Mad talohan'ny fiatombohan'ny film dia hitako hoe tsara satria kôpy ny olona no sady manaitaitra ilay pub an'ny air mad.
16. dadabe ( 09/07/2005 13:22)
zah tsy kopy le resaka mihitsy kle
17. Missie ( 13/07/2005 23:24)
:wink: fotsiny kalou
18. watafon ( 13/08/2005 15:11)
:lol:
tsara le izy k ! za alou nakafy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851