Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Pseudo, milahatra araka ny daty
Pseudo ( 27/06/2005 20:52)
nangarom-bava teny ambony fiaran\'ny tantsaha
sali dôôly an! Tantara iray fotsiny... Indray andro tafaraka teny ambony fiarabe mampitohy an\'Antanimbary sy ny renivohitra ireto Ramatoa sy Rangahy zay efa samy manam-bady avy.Lavitra ny lal... tohiny
novalian'i sasa ny 13/07/2005 04:46
pseudo ( 03/01/2005 22:23)
Endrika ivelany
Arakara-tarehy voan-javatra! ny hevitrareo ary na izay fantatrareo momba io \"zavatra\" io (ny endriny,ny habeny,ny halaliny,ny ala sy ireo zava-miafina ao aminy)... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:59
pseudo ( 27/12/2004 22:03)
ranom-potaka aza manonja
mahafinaritra sy mahavariana ahy ny mahita ranomasina :!: ny fidobony,ny fanonjany...mahasondriana! ka asa izay mba fihevitrareo ny @ity oham-pitenenana ity:\"ranom-potaka aza manonja,maika fa ravo... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2005 01:31
pseudo ( 18/12/2004 19:22)
Ody fitia tena efikasy...
:?: inna tokoa re ee??? aah koboko! tonga de meo ny tena aza manadino rangah a! De inna avy ary le aza manadino ô!?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2005 04:37
pseudo ( 17/12/2004 01:34)
fitaovana mahomby eo @ sehatra ny fitiavana ve ny filàna ara-nofo???
Angamba eny hoy aho! nefa koa toa tsia fa mety ho fitaovana mahomby koa ny vola sy ny filàna ara-nofo eo @ fitiavana!!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2005 22:39
pseudo ( 16/12/2004 21:29)
Ahhhhhhtonony kosa izany
...noviravirain\\\'ny dahalo ny vadin\\\' ity ranamana bevohoka hoy indrindra ary ity lehiben\\\'ny dahalo: :twisted: >afatory ileio ry zalaly de alelaso etsy am-pandriana ramatoa hanaovako azy!!! ... tohiny
novalian'i pseudo ny 03/01/2005 21:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0175