ranom-potaka aza manonja
1. pseudo
(
27/12/2004 22:03)
mahafinaritra sy mahavariana ahy ny mahita ranomasina :!: ny fidobony,ny fanonjany...mahasondriana!
ka asa izay mba fihevitrareo ny @ity oham-pitenenana ity:\"ranom-potaka aza manonja,maika fa ravom-body\"
ny fanontaniako d zao;inn no toetra itovizan\' ny ranomasina sy ny vody?(vehivevy no resahina eto)

novalian'i fijo ny 04/02/2005 01:31
5. ramoul
(
28/12/2004 13:00)
zay zah vô naheno an\' io fitenenana io! raha ny fahitako an\' io de zao, ny rano-masina sy ny ranm-potaka manonja refa midy rivotra mitsoka, de ny ravim-body ndray mitopatopa refa mande ilay sipa :-P
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ramoul ny 28/12/2004 13:01
7. idealy
(
28/12/2004 14:02)
amiko alo de fiteny hafa ilazana zavatra hafa io fa tsizany lazainareo izany mihintsy asa anefa!
15. yonikafopl
(
30/12/2004 22:00)
hihihihihh
mba fiteny inn lotra fa tsy henoko raha tsy androany, ahitana zava baovao mihintsy ato ka.
pseudo so de we kosa
ranom-potaka aza manonja mainka fa ranom-body
hihhihihih
Ka rano no resahana avy eo lasa ravina tampoka kou. :-P

16. pseudo
(
02/01/2005 19:16)
ah sali ra-yonik an!tsatsann\' tôôna
de ranon\'inn oe ty manonja any aminao :-D tena zava-bao² ko ka!
de ranon\'inn oe ty manonja any aminao :-D tena zava-bao² ko ka!
19. pitchou
(
04/01/2005 18:58)
\"rano-potaka aza manonja ka mba aiza ze mba ranon-tokotelo?\"
@zay samy resaka rano
@zay samy resaka rano