ranom-potaka aza manonja
21. pitchou
(
06/01/2005 18:33)
nga tsy hain\'i fijo fa afaka miaina tsy mikaly elabe ny olonafa tsy afaka miaina tsy misy rano?
27. fijo
(
13/01/2005 23:26)
rehefa zatra mihinana amin\'ny tanana tsy misasa tsy koi fa raha sipa tsy mahita rano ela loza be
32. pitchou
(
21/01/2005 19:44)
oudry! hay tonga ramaso??? taiza foana? sa mbola nitsidika birao tany ho any?
fijo> ka he! zany izy!
fijo> ka he! zany izy!
40. ikaretsaka
(
02/02/2005 21:18)
tsy mety kosa mo raha i mihanta foana no ambony fa mivadivadika eo izy sy fijo e