ranom-potaka aza manonja

1. pseudo ( 27/12/2004 22:03)
mahafinaritra sy mahavariana ahy ny mahita ranomasina :!: ny fidobony,ny fanonjany...mahasondriana!

ka asa izay mba fihevitrareo ny @ity oham-pitenenana ity:\"ranom-potaka aza manonja,maika fa ravom-body\"

ny fanontaniako d zao;inn no toetra itovizan\' ny ranomasina sy ny vody?(vehivevy no resahina eto)
novalian'i fijo ny 04/02/2005 01:31
2. xxx ( 28/12/2004 00:56)
:roll: mbô tsy haiko indray zany fiteninareo zany :(
3. maditra ( 28/12/2004 03:52)
Io malessa manondanonda io indray no tenenin\'io ! ha ha ha!
4. chipie1 ( 28/12/2004 12:01)
:?:
5. ramoul ( 28/12/2004 13:00)
zay zah vô naheno an\' io fitenenana io! raha ny fahitako an\' io de zao, ny rano-masina sy ny ranm-potaka manonja refa midy rivotra mitsoka, de ny ravim-body ndray mitopatopa refa mande ilay sipa :-P
6. chipie1 ( 28/12/2004 13:16)
fanga ny sipa iany fa ny bandy kou ka ... :-D :-D
7. idealy ( 28/12/2004 14:02)
amiko alo de fiteny hafa ilazana zavatra hafa io fa tsizany lazainareo izany mihintsy asa anefa!
8. mumu ( 28/12/2004 15:59)
mba azavao kely fa tara zahay ! :idea:
9. pseudo ( 28/12/2004 19:42)
ko za aza mba variana koooo!
10. pseudo ( 28/12/2004 19:45)
ary le midoboka tsindraindray nga adinonareo? :-D
11. fijo ( 28/12/2004 21:20)
ka ny sipa be derika anie manonjanonja rehefa mandeha e
12. pseudo ( 30/12/2004 16:58)
njyyy! ary toa nitroaka dôôly ny jo :-D
13. ikaretsaka ( 30/12/2004 20:25)
za mba gaga
14. fijo ( 30/12/2004 21:27)
lasa nampanonja ko
15. yonikafopl ( 30/12/2004 22:00)
hihihihihh
mba fiteny inn lotra fa tsy henoko raha tsy androany, ahitana zava baovao mihintsy ato ka.
pseudo so de we kosa
ranom-potaka aza manonja mainka fa ranom-body
hihhihihih
Ka rano no resahana avy eo lasa ravina tampoka kou. :-P
16. pseudo ( 02/01/2005 19:16)
ah sali ra-yonik an!tsatsann\' tôôna
de ranon\'inn oe ty manonja any aminao :-D tena zava-bao² ko ka!
17. mihanta ( 02/01/2005 21:02)
hihihih ranony?raviny?ary tsy nisy ventiny nga :-D
18. pseudo ( 03/01/2005 19:05)
hihih! de tokotelo mahamasa-nahandro izany!
19. pitchou ( 04/01/2005 18:58)
\"rano-potaka aza manonja ka mba aiza ze mba ranon-tokotelo?\"
@zay samy resaka rano
20. fijo ( 05/01/2005 20:55)
ary tianareo sipa mihintsy le resaka rano an.hummmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3067