Ahhhhhhtonony kosa izany
1. pseudo
(
16/12/2004 21:29)
...noviravirain\\\'ny dahalo ny vadin\\\' ity ranamana bevohoka hoy indrindra ary ity lehiben\\\'ny dahalo:
:twisted: >afatory ileio ry zalaly de alelaso etsy am-pandriana ramatoa hanaovako azy!!!
:cry: >mifona re e! avelao re ny vadiko fa bevohoka ange izy ioe!
De raikitra ary ny gidragidra
Fa ranama etsy am-patorana sady mitabataba no mitomany ka hoy ramatoa nampionana ity vadiny:
:-* >rangahy ô! antonony kosa re izany fa mangina e! :*

répondu par pseudo le 03/01/2005 21:13
5. kinaoly
(
17/12/2004 17:45)
:-D , zay zany le we ho anina @ halemem-panahiny, à defaut de mieux de ça va :-P
12. welieoelee
(
27/12/2004 15:14)
ikaretsaka
tena sérieux marina fa tsy azoko mintsy lé blague ikaretsaka a! Ngamba zà otnod be! :/

14. welieoelee
(
30/12/2004 09:34)
pseudo
ok ok ok misoatra @ lé fanazavana na dia tsy mbola azoko ary. Fa aleo koa zà mba himémé :-D :-D :-D
hihihihi