Ahhhhhhtonony kosa izany

1. pseudo ( 16/12/2004 21:29)
...noviravirain\\\'ny dahalo ny vadin\\\' ity ranamana bevohoka hoy indrindra ary ity lehiben\\\'ny dahalo:
:twisted: >afatory ileio ry zalaly de alelaso etsy am-pandriana ramatoa hanaovako azy!!!
:cry: >mifona re e! avelao re ny vadiko fa bevohoka ange izy ioe!
De raikitra ary ny gidragidra
Fa ranama etsy am-patorana sady mitabataba no mitomany ka hoy ramatoa nampionana ity vadiny:
:-* >rangahy ô! antonony kosa re izany fa mangina e! :*
novalian'i pseudo ny 03/01/2005 21:13
2. loockx ( 17/12/2004 03:35)
:-D :-D :-D
3. booboo ( 17/12/2004 07:31)
hihihi :^)
4. tenio ( 17/12/2004 16:56)
anjaikaky ô, hihihihihihi
5. kinaoly ( 17/12/2004 17:45)
:-D , zay zany le we ho anina @ halemem-panahiny, à defaut de mieux de ça va :-P
6. welieoelee ( 18/12/2004 11:22)
oups.......j\'ai pas compris! :/
7. welieoelee ( 23/12/2004 11:49)
tsy azoko ry reto ilay blague a! :/
8. ikaretsaka ( 23/12/2004 15:00)
:-D aza mampome eo ry welli eaa
9. lanto ( 23/12/2004 15:09)
hihihi enjeho e ! (tsy le dahalo sao ataony any koa an)
10. nikopol ( 23/12/2004 15:21)
lanto a! efa antonony kousa zay e ! :lol:
11. lanto ( 23/12/2004 15:41)
nikopol> lety e! :lol: ny kiraro ve zany e ?
12. welieoelee ( 27/12/2004 15:14)
ikaretsaka
tena sérieux marina fa tsy azoko mintsy lé blague ikaretsaka a! Ngamba zà otnod be! :/
13. pseudo ( 28/12/2004 19:52)
nahalala ny ahhhhtonony tsy fantany hatr@zay re izy ry welie a! :-D
14. welieoelee ( 30/12/2004 09:34)
pseudo
ok ok ok misoatra @ lé fanazavana na dia tsy mbola azoko ary. Fa aleo koa zà mba himémé :-D :-D :-D
hihihihi
15. pseudo ( 03/01/2005 21:13)
sady efa ahhhtonony kosa le fanazavako e! ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0633