Liste des messages
Liste des messages, inserés par Tanala, par ordre de date
Tanala
(
26/06/2005 12:19)
Fahaleovan-tena sy politika ary fandrosoana
Arahabaina ny gasy tratry ny 45 taona ny fahaleovan-tena,45 taona ny tsy fahombiazana ara-politika sy ara-toekarena. :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
Sitrany ...
suite
répondu par fijo le 04/07/2005 23:51
Tanala
(
09/05/2005 13:44)
Iza no afaka hitoky @ fitondran-dRa8
- Ireo gasy mahatsapa fa ny hatsembohan'ny tavanao no hinananao fa tsy isan'ny olona fantatrao.
Raha tsy mahatsapa izany ianao dia atao zany hialan-dRa8 fa ianao no faha8ny....
suite
répondu par Tanala le 23/05/2005 18:54
Tanala
(
14/03/2005 19:24)
Fampandrosoana hotran'ny ahoana no nandrasanareo tao Dago?
Tao anaty 2 taona sy tapany nitondran'i Ra8, mba lazao hoe hotran'ny ahoana ny fampandrosoana tokony ho natao tao Dago?
Tadidio hoe nisy crise 6 mois ny barrage économique, ny pont tapaka sns. Nisy...
suite
répondu par mandrindra le 21/04/2005 15:50
Tanala
(
05/03/2005 12:36)
inona ny handrasanareo @ fitondrana
Hafahafa mihitsy ny zava miseho ankehitriny toa mihamaro ny mpanao politika manohitra.
Io ny ahy no zavatra nandrasako, ra izaho aloha de tsy hino mihitsy hoe fitiava-tanindrazana sy fitsinjovana ny ...
suite
répondu par Tanala le 16/03/2005 17:50
tanala
(
19/01/2005 12:50)
Inona no vahaolana fantatrao hampandroso an\'i Dago?
Efa mba maro ihany ny hevitra niposaka teto fa mba hiady hevitra ny vahaolana mety mahahomby sika. Satria miteny daholo ny antoko rehetra hoe tsy misy fandrosoana. Inona ary no tokony atao? Tsara le h...
suite
répondu par Rainimaharavo le 03/05/2005 00:23
tanala
(
13/01/2005 18:03)
Teny vaza
O ry reto nareo ve mba mahatsikaritra ty toetra ratsy ny gasy ty. Ny an\'ny gasy hihomehezana :-D ny sasany rehefa diso ny teny vaza fa tsy hahitsy haingana. Na filoha ary tsikerain\'ny sasany nga iz...
suite
répondu par felicia le 03/04/2005 17:30
tanala
(
07/01/2005 16:31)
Mety misy fihatrakainy eo @ toe-karena any Dago ve ny fijanonan\'ireo gasy manapahaiza aty an-dafy
Satria Ra8 ra vao nitondra de ny gasy taty an-dafy no nantsoiny voalohany ho ministra fa vitsy no namaly. Fa maninona ra gasy tany Dago. Ary inona moa no tena nahatonga ny Ratsimamanga nody tany Dago ...
suite
répondu par ramaso le 21/01/2005 05:13
tanala
(
05/01/2005 19:18)
Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy
Marina ve io hoe tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy raha hoharina @ vehivavy.
Sa ahona ny hevitrareo...
suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:48
tanala
(
24/12/2004 11:29)
O reto a! Mba hazonareo an-tsaina ve hoe ahona ny fety reo gasy @ tapitsisa mikarama latsiky ny 1Euro/jour?
De ahona ny kaly misy cadeau ve sa mifapijeriry fotsiny?...
suite
répondu par fijo le 27/12/2004 21:53
tanala
(
23/12/2004 18:03)
Raha enao filoha ve de nandroso i M/car?
Mba valio hoe io fanontanina io ry zareo....
suite
répondu par xxx le 15/01/2005 21:24
