Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy

1. tanala ( 05/01/2005 19:18)
Marina ve io hoe tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy raha hoharina @ vehivavy.
Sa ahona ny hevitrareo
novalian'i fijo ny 27/07/2005 21:48
2. watafon ( 05/01/2005 19:44)
tsy ny lehilahy gasy ihany io ry tanala fa ny lehilahy rehetra en general mitsy e!
3. ikaretsaka ( 05/01/2005 19:56)
samy misy tsy mahatanty ka.. na lahy na vavy n agasy na vazaha.
fa tsy misy tsar aohatran\'ny manaja vady kao aloha e
4. fijo ( 05/01/2005 20:37)
ie hajao tsara ny vady izay manana fa io no fahendrena.raha tia revy kosa dia milalaova aloha fa mbola hoela ny lalao
5. ikaretsaka ( 05/01/2005 20:39)
dia raha hirevy dia aza manao sipa maharitar na aza mbola manambady fa manimba zavatra fotsiny..
anao ny safidy eo
na hijanona ho @ le vao manala sakany na efa dingana manaraka.
tadidio fa ny marche arriere dia midika fa nijabaka ianao izao ka miverina! tsy dia tsara fa aleo rehefa manao marche avant no maka decision mivily
6. ( 05/01/2005 22:29)
Na marsaréra
Na marsavà
Tsy maintsy menjera
Vô mahakitika ny ahy.
7. ikaretsaka ( 05/01/2005 22:42)
hihihihi zany ono lety ry fijo an
8. maditra ( 06/01/2005 00:39)
Zah aloha tsy tia ampirafesina izany e! lehilahy avy aiza kay no tia an\'io! Ilay hoe tsy mahatanty kosa dia tanty io fa tsy maintsy misaraka izany e! Iza koa hiaritra izany eo?
9. lo ( 06/01/2005 03:10)
za klou tia tena rah io resaka io e, tsy manaiky hizara amin\'ny hafa fa exclusivité no tedavina, rah tratrako d mampamangy any e :evil:
10. ramoul ( 06/01/2005 12:51)
samy tsy misy mahatanty izany dôly ny olom-belona rehetra ry tanala a!
sady in kounkou mo ny dikan\' zany mamirafy zany é!? sa le eo ampelatanana tsy misy tsirony tsony? tsy aleo ihany tsy mbola nanao fanambadina a!
11. ikaretsaka ( 06/01/2005 15:28)
tokony novaina ilay izy hoe tsy tia fa hoe tsy mahatanty.
mafy toto ange ny lehilahy gasy e.. tantiny foana ny fiantraikany ohatra hoe tratrany mampirafy ny sipany na vadiny dia eo le tsy reveny.
fa dia tantin\'ny ankamaroany le izy satria dia tafarina ry zalahy dia mandha mikoty dia manana sipa mahavoa noho ilay teo e!
12. fijo ( 06/01/2005 22:48)
ika an ka le sipa io ambony io tsy hita akory hoe iza ko.
za indray raha sipa efa manana sipa ka azoko tsy mampaninona ahy na mbola miaraka aza ry zareo ko.tsy sarotiny mihintsy aho fa hodiako fanina rehefa miaraka eo
13. maditra ( 06/01/2005 23:42)
ka ela ange rafijo no mpangalatra amin\'izany e!
mpangalatra sipan\'olona!
14. lo ( 07/01/2005 03:19)
maditra>reefa manaiky angalarina kosa v mou... sa tsy zany ry fijo ? :-D :-D :-D
15. felana6 ( 07/01/2005 08:20)
Aleo samy mifanaja samy tsy mety daholo na ny lahy na ny vavy no mampirafy koa. Hafa ihany izany mionona @ iaray izany e.
16. isrine ( 07/01/2005 13:38)
Tsy mahatanty ampirafesina ny lehilahy gasy, tsy mahalala izay vazaha ny tena aloha h@ izao.
satria ny lehilahy no mikoty zany hoe mihevitra ianareo fa tompon\'ny safidy. ny vehivavy tsy mba manana safidy hany ka mahazaka ihany na ampirafesina.
ka raha toa ianareo ka nahalala fa nampirafesina dia io ilay tsy zakanareo satria mahatsiaro ianareo fa ambany sy tsinontsinona satria efa zatra @ fiainana andavanandro fa ny vehivavy malemy: toy ny hoe resimbavy anie zany e!
fijo, ikaretsaka, lo ... : sa tsy izany ve o?
17. jhouhlambout ( 07/01/2005 14:29)
an-3, midika fotsiny izany hoe, tsy sure @ fitiavany ilay vehivavy, ka tsy tantin\'ny lehilahy ny mieritreritra hoe: milaza ilay vehivavy fa tena tia nefa tsy sure akory, zany hoe: mandainga...eh oui....
18. tanala ( 07/01/2005 16:23)
Tsy nataoko hoe tsy tia fa tsy mahatanty satria samy tsy tia daholo na gasy na vaza na vavy na lahy. Fa hitanareo hotran\'ny hoe tsy zakan\'ny bandy gasy mihitsy ra le sipa no mibôty azy fa ra izy no mibôty tsy de quoi.
Jereo anie ny mpihira lehilahy navita hira mihitsy.
JR: Romy, fafao ny anarako, adinoy ny anarako. Razoky angamba voa mafy mihitsy tsy izy ihany ny Rebika Mahaleo sns ary reven\'ny bandy mihitsy ireny vazo reny.
Ny vaza mantsy rehefa misaraka de misaka. Jereo fotsiny le bandy gasy nitondra ny zanany nitsoka tany Dago iny rehefa bôtin le sipa niteraka resabe
19. poupounesana ( 08/01/2005 08:53)
ary tanala nandinika! fa marina mitsy zany alou e! tsy mahtanty mitsy ny bandy refa nampirafesina! nefa izy miseho mba mananjo hanao an\'zany ery! zay anie le tsy azoko mitsy eh!
le bandy nitondra ny zanany vavy roa nody tany Dago v zany ry tanala? f\'angah hoatran\'zany ny fandehan\'ilay tantara? fa inn moa no niteraka resabe tsy ny fiadivana ny zaza v?
20. ikaretsaka ( 09/01/2005 04:29)
fa ny vehivavy gasy tokao ve mahatanty sy tia ampirafesina aloha?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.989