Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy

41. ja ( 18/01/2005 06:42)
ianao v ry Ikaretsaka dia tsy mba malahelo na dia kely ary rehefa amipafesina?na ataoko azy hoe tsy tia an\'ilay joba ianao ,tsy maintsy misy ambon-po kely ihany eo(za v dia nataon\'iny sipa iny an\'izany?)sady ianareo kofa manko indray2 matin_kambo izay ihany
42. mihanta ( 18/01/2005 18:54)
ja wéééé lol b
43. nikopol ( 18/01/2005 18:57)
za alou mahatanty le ampirafesina rehefa mbola tiako le sipa :lol:
44. mihanta ( 18/01/2005 19:07)
nikopol in kou zany :)
45. ja ( 18/01/2005 19:31)
aiza ru niko a!
marina v izany?
46. mihanta ( 18/01/2005 19:35)
ja matanty hono niko
47. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:59)
ja> za malahelo fa raha ianao no mampirafy ahy dia manao ohatran\'i ramaso koa za hoe de eo ianao sy ny rafilahiko e..
izay ilay izy hoe tantiko
dia ny bandy mo no mikoty sipa izany heo afaka misafidy izay ho kotiany dia ilay tsaratsara kokoa noho ianoa no kotiako sy hiarahako..
de eo ianao no raisina.
izya ilay heo lanja miakatra ny fiainana. Ny tsara hatrany!
48. mihanta ( 18/01/2005 20:05)
d raha ja no faran\'ny manja d ahoana
49. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:40)
impossible raha izay!
tsy mainjy misy foana ny manja noho i ja
50. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:41)
matoa i ja tsy lany miss universe na ohatran\'izany
51. fijo ( 18/01/2005 22:08)
raha za no ampirafesina dia tsotra.satria iano mitady roa dia ndao ary atao double raha mahatanty e.izy aby io ka.samy azonao amin\'izay izahay mitsam
52. ja ( 19/01/2005 07:12)
Andraso aloha za aloha manja e!(je m\'aime b za)kanefa mbola bdb ny sipa manja no za.sady io an! samy manana ny gout any:za zao mety misy miteny hoe manja misy kosa anefa olona miteny hoe tsy manja za fa ilay resaka hatsarana subjectif b.
Dia bon Ikaretsaka:mety hikoty sipa manja no za ianao fa mety ilay sipa anie no manda anao e!mety ilay sipa hitanao fa ratsy no za no manaiky hiaraka aminao dia eo koa ianao sy ny rafiko,nefa za sy ilay rafinao milay b ny fiarahana
53. mihanta ( 19/01/2005 08:46)
ja wééé bien joué,ikaretsaka nenay ja ihany é
54. chipie1 ( 19/01/2005 09:05)
ary nisy ni-baba-ka mintsy tato kay hihi
55. ja ( 19/01/2005 09:08)
inona izany ni-baba-ka ry chipie1?
56. mihanta ( 19/01/2005 09:10)
misy t hanan droa tsotra zao,votso droa ao farany :-D
57. ikaretsaka ( 19/01/2005 19:55)
ja> ka ny bandy ange no mikoty de ohatran\'ny sora-damba io hozizy ny ntaolo e..ze tiany io
rehefa tsy lasa intsony ny soga na te hiakatra ambonin\'ny ny soga ka ka tsy takatra ilay izy dia tergal indray ohatra na lasoa no alaina e!
nga kosa de heo avy any @ soga de hitifitra prince de galles?
58. fijo ( 20/01/2005 21:07)
ka io koa na inona fandehany na inona ny sipa foana no voa ao e.ny mpitifitra afaka miova fa ny cible anie iny ihany no voan\'ny bala e
59. ikaretsaka ( 20/01/2005 21:08)
zany hono..
raha tsy hoe ny vehivavy indray angaha ny hikoty lehilahy!
60. booboo ( 21/01/2005 06:53)
sô dé mbô SM ara nareo telo mitsam reto lé ! :roll: .... :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1226