Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy

121. poupounesana ( 01/05/2005 07:55)
tsy fidiny azy ahoana ry fijo ah?
122. dadabe ( 02/05/2005 12:56)
tsy fidiny e
123. fijo ( 04/05/2005 21:15)
tsy fidiny le bogosy e.
124. lilbon ( 21/07/2005 11:17)
za alou tsy raharahako ze mampirafy any refa samy manao kle !fa rah vao fantatro de ialao fa lolo:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
za toa tsy hanam-bady kle reny rah vao sarahana de manaraka hatr@ ny any am-paosy :?:(:?:(
fa za njay de tsy maintsy hitsaingoka aklou e!:-D:-D:-D
125. fijo ( 21/07/2005 22:28)
milay koa izay ka.
126. booboo ( 22/07/2005 13:06)
houn ! tandremo sô voan'ny patsa kely tsy omby vava mitsaingotsaingoka any
127. fijo ( 27/07/2005 21:48)
ka mitsaingoka diamiala ko.ngah misy hijanona eo koa le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592