Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy
102. poupounesana
(
05/03/2005 14:28)
oadray letia eh! zà v tedavin'reto atao masikita le! zay le ratsy @ le milay zay, sa ahoan ry fijo sy ramasoa ary karetsak? :lol:
105. Baozomah
(
16/03/2005 12:41)
raha izaho no ampirafesina izany indrindra fa hoe vady aloha dia aleoko mody ay papa sy mama mitanin'andro eh :lol:
107. poupounesana
(
20/03/2005 07:09)
rah zà ndray no ampirefasina zany d avelako eo entiko ny z'enfants (raha efa misy)! zà anefa tsy hody any @ papa! fa manandramana anefa manantona anà aveo fa ataoko mandraingiraingy
108. sonwin
(
23/03/2005 10:27)
aiza ary frera amin'izao kozy eto izao! misy namana hentitra tsara mihitsy io
109. haingo23
(
23/03/2005 12:03)
Miankina @ tsirairay io ry zalahy a! Na lahy na vavy dia misy mahatanty ary misy tsy mahatanty. Miankina @ zava-kisy koa ilay izy. Ny fampirafesana dia manana olon-tiana hafa ankoatry ny iray efa tiany. Tsara ho marihina anefa fa tsy misy olombelona afapo ary koa samy manana ny tanjona daholo ny olona tsirairay rehafa miaraka aman'olona). Ny sasany vola, fitafiana, ... Ny sasany firaisana ara-nofo, ny sasany faly mizara, sns. Ka miankina @ zavamitranga no mahatezitra ilay olona iray. Ohatra : misy lehilahy miaraka @ vehivavy iray noho ny vola, mety tsy hosarotina ilay bandy raha mbola mahazo vola foana nefa ilay sipa kay miasa eny Tsaralalana @ hariva. Dia ohatr'izany foana foana.
Ireny lehilahy marobe mandeha eny tsaralalana sy ny hafa ireny anie raha dinihana dia mahatanty satria fantany izao fa efa niaraka t@ olona hafa ilay sipa. Fa tsy ahoana izany satria ny tanjony dia ny manary azy fotsiny na koa mba mitady sipa manja (betsaka be ao an!) fa tsy mahazo @ atoandro.
Fehiny dia miankina @ toetra sy ny fomban'ny tsirairay io e!

110. Ramaso
(
24/03/2005 06:30)
poupounesana:
rah zà ndray no ampirefasina zany d avelako eo entiko ny z'enfants (raha efa misy)! zà anefa tsy hody any @ papa! fa manandramana anefa manantona anà aveo fa ataoko mandraingiraingy
ko nga z'enfants anao rery io no hoe entin any z'enfants??
111. pitchou
(
28/03/2005 08:21)
ramaso> ko enao no diso ko avela @olona otran'izany ve ny zefants? sao sanatria ....
112. poupounesana
(
28/03/2005 10:28)
zay ndrindra mantsy!
ramaso>rah zenfants-nao koa aza maninn no tsy nokarakaina tsar fa lôzana mikaraka vevavy hafa any
ramaso>rah zenfants-nao koa aza maninn no tsy nokarakaina tsar fa lôzana mikaraka vevavy hafa any
113. fijo
(
30/03/2005 21:05)
tsy fiarovana be fahatany,fa marina io voalazan dramaso io.tsy zanakao irery io ka avy dia hoe hentiko ny zenfants.
asiany amin'ny fangalaran, jaza eo ianao vao gaga fa ataovy ary
asiany amin'ny fangalaran, jaza eo ianao vao gaga fa ataovy ary
114. poupounesana
(
02/04/2005 07:32)
ntssssss! ny zaza any @reniny foana! izy mahazo mitsidika ane!
115. tsotsy
(
08/04/2005 07:53)
ko maninona ary raha asiana contrat toy ny @ ivelany de @ izay rehefa tsy misy rahoraho ny fisoloana sipa e!!
116. tsotsy
(
08/04/2005 07:53)
ko maninona ary raha asiana contrat toy ny @ ivelany de @ izay rehefa tsy misy rahoraho ny fisoloana sipa e!! :twisted:
118. Chuan
(
14/04/2005 16:52)
kou raha tsy apondra kosa izy ko hanaiky an`zany ! sa ahoana ry zalahy ???
119. poupounesana
(
14/04/2005 17:12)
ary efa tanjon'i tsotsy mitsy zany le fisolosoloana sipa rahaazoko tsara han!