Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy

61. dadabe ( 21/01/2005 13:09)
ja: ny hoe nibabaka =nilaza tsy nanontaniana

zah klou na efa zoukiolona aza tsy mahatanty hampirafesina e (satria zah hendry hihihi),zany moa ry karetsaka ,fijo,ramaso,ja,mihanta......oooooo hendry dadabe de tsy mahatanty hampirafesina,ary tsy zah ihany angamba fa piresk ny lehilahy hendry rehetra hihihihi :*
62. fijo ( 25/01/2005 21:33)
booboo aza miteniteny foana eo an.milaza ny misy izahay.
63. ikaretsaka ( 25/01/2005 23:57)
zavamisy... fiainambahoaka!! :!:
zany no tantarainay
64. ikaretsaka ( 29/01/2005 00:21)
voavalin-dramaso angamba ny fanontaniana
65. poupounesana ( 01/02/2005 08:43)
matoa nidingidrambo hatran'zao ramaso d efa marika izany fa voa tany @ point sensibla! na inn filazanao azy refa ampirafesina ny lelà d malemy toy ny taratasy eh!ekena fa afaka miova cible nareo!ekena fa ratsy b ny imagen'ny vhv refa izy no miodina kanefa tadidio fa noho ny ataon'ny lelà no mahatonga ny vhv hanao anizany! ary matantesa zany valikitsaka rah izany foana eh!
66. Dezy ( 01/02/2005 14:03)
poupou> "tsy mahataty hampirafesina ny bandy gasy"zay no titre eo ,zany we tsy nisy ady na zavatra nataony lahy fa revin'ilay sipa fotsiny ,de avadikao njay le izy asa na za no tsy naharaka ny tany aloha tany ra izay de azafady ooo
67. fijo ( 01/02/2005 21:32)
marina izany radezy.avadiny indray ny resaka fa voa mantsy ry zareo e
68. poupounesana ( 02/02/2005 16:31)
avadiko @ ahoana koa eh! mba vakio tsara zé vosoratra radezy ah! ramaso akamanareo ihany no namily ny resaka ary zé miteni2 foana tsy maintsy hahitsy eh!
69. fijo ( 03/02/2005 00:17)
tsy miteniteny foana izany izy e.ary mahintsy ny fiteniny ka ahintsy ahoana indray ary
70. ikaretsaka ( 03/02/2005 01:43)
"izay ilay sipa e".. na voa aza de tsy manaiky mihitsy!

Mpandefa : ramaso 21-01-2005 07:47:31

Lohateny : Val : Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy

ka izay.. ny zavatra etsenana r'ianona tsy afaka mifidy harona misy azy fa rehefa ao de ao fa ny mpiatsena no mifidy de refa masosop.. azy de mandeha any an-tsena indray maka hafa a

---> inona izao no teniteny foana @ zao??? savatra misy no nolazainy arymivantana..
nataony fanoharana resaka tsena ilay izy nefa dia tena marina mihitsy .. ny lehilahy no mikoty vehivavy (miantsena)
ary ny zavatra iantsenana (kotiana) dia tsy afaka hifidy fa na ho ao ao anaty harona na tsy ao!


71. poupounesana ( 03/02/2005 06:31)
ekena ange fa zany no ataonareo eh!fa ny sizé d we tsy tantinareo mitsy le we ny vhv koa zao no mifidy zay ataony ao anaty arona ao eh!rehefa tsy mifaraka@ humeur-ny d ovaina hoatrna'manova s.... ihany io ry anona ah
72. fijo ( 04/02/2005 01:29)
tratra indray poupou de manodina resaka le.io ooooooooooo
73. Dezy ( 05/02/2005 09:42)
poupou> ny s..... nge sasana de haverina ihany avy eo eee!!!!sa nenao tonga de arina???alona savony madio 1 anjo de afaka doly ny pentina @ :-P
74. ikaretsaka ( 05/02/2005 16:15)
hahahahahahahaha =)))
75. fijo ( 08/02/2005 21:32)
ok dezy
76. ikaretsaka ( 08/02/2005 23:28)
sa kosa mbola misy manao couche a jeter ato??
tsy zaako fa za manasa an..de iverenako rehefa avy eo (oghatran'ny an'i dezy)
77. fijo ( 09/02/2005 05:48)
jereo ao amin'ny tribune ao ny valin'ity resaka ity
78. poupounesana ( 09/02/2005 17:42)
tsy afaka nijery ry fijo ah! inn no tao hono?
79. fijo ( 09/02/2005 22:50)
ny tao dia loza.notapahan'ilay sipa ny an'ilay bandy fa tsy tantiny ny nahita azy nampirafy,nefa efa nifanaraka ry zareo fa samy hanao sipa ambadika.
"izay le sipa e"
80. ikaretsaka ( 12/02/2005 02:09)
iza ary no tsy mahatanty ampirafesina raha izany e =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0924