Tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy

21. poupounesana ( 09/01/2005 08:51)
an3 kah! iza no tia ampirafesina ry karetsaka ah! raha zà manokana alou no atao an\'zany d ataoko mahalala ny anarako zé nahasahy nanao ahy izany eh! fa ny tiana ambara d hoe mahatanty kokoa noho nareo lelà ny vehivavy @io lafiny io!
fa tsy midika akory zany hoe refa matanty ny vehivavy d ndao hatao! azon\'ikaretsaka @zay?
22. jhouhlambout ( 09/01/2005 10:36)
poupounesana> ka rehefa samy tsy mahatanty dia inona ary ny avantage-nareo @ fanaovana ilay izy é? Sa mba te hampiseho fotsiny hoe: zay koa mahavita mihoatra noho nareo...Hm...?
23. ikaretsaka ( 09/01/2005 13:24)
kay ve samy tsy tia sy tsy mahatanty e... de maninona no mbola manao?
24. poupounesana ( 09/01/2005 15:33)
ndana aza mankany @ instat na insee na tsy haiko d jero hoe iza no tena mampirafy ny lahy sa ny vavy eh?
oay letia eh toa zay ndray no lazainareo fa mpampirafy! zà tsy mbola nanao an\'zany eh! refa misy oll hafa tiako d sarahiko tsotr\'izao! un à la fois! d sahia koa milaza ary jhoul sy karetsaka fa mbola tsy nampirafy mihitsy
25. fijo ( 11/01/2005 20:52)
ramaso tsy koi letsy io fa kilalao an.
poupou araka ny stat henoko tamin\'ny fandaharana \"maternelle\"vao tsy ela izay dia 70%ny vehivavy no mampirafy aty france.ny any mada tsy haiko;ary 55%ny lehilahy.noho ny asa no antony voalaza fa mahatonga io.ny vehivavy miasa lasa miseo mahaleo tena ka manondrana moa ny lehilahy miasa revo sy matahotra ny asany ka manjary mifantoka bebe kokoka amin\'ny asa noho ny sipany na vadiny.
26. ikaretsaka ( 12/01/2005 06:08)
hatraty io.. aty ny tena mampihomehy dia misy show izay dia manendrikendrika ilay vadiny ilay ramatoa sy milaza fa mampirafy hono ilay bandy..
dia avy eo nefa natao ny tert de paternite par DNA fa lasa tsy zanak\'ilay bandy akory ilay zanak\'ilay ramatoa manendrikendrika fa zanany t@ olonkafa...
http://www.uni-television.com/maury/

ary raha im 100 ny olona tratar @ io show io dia ataoko hoe kely dia kely satria dia mioatra an\'iznay lavitra be tokoa

27. dezy ( 12/01/2005 17:05)
ka mba gaga @ teniny poupou za we:ny lhl no betsaka mampirafy,de mampirafy @ iza izy ra tsy mampirafy ny vhv???sa lasa pelaka???
28. vegas ( 12/01/2005 17:36)
.... fa mahatanty mampirafy
29. mihanta ( 12/01/2005 18:14)
d mavità be ry vegas.tandremo sao fahity ny orinasa :-D
30. ikaretsaka ( 12/01/2005 20:40)
dia mitady kanja vaovao e
31. vegas ( 12/01/2005 20:48)
ny orinasa hamokatra fônafôna ka! Sady mbola tsy nisy grevy atramizay ka atramizao oe miasa mafy nefa kely karama hihihi. Soa iany fa tsy mety fahity ny orinasa na hiasa mandrakizay aza...
32. fijo ( 12/01/2005 23:07)
hoela velona izany tiko
33. ja ( 16/01/2005 18:08)
koa maninona ny lehilaly mampirafy nefa tsy mahatanty?dia aza atao @ olona ny zavtra tsy tiana atao @ tena.
za aloha faly b rehefa maheno hoe misy sipa mampirafy ny kofany e!
@ io ny sipa mazaka choc kokoa noho ny lehilahy,mitomany izy mitomany fa elle est forte
34. ikaretsaka ( 16/01/2005 20:08)
mahatanty ampirafesina ny ny lehilahy fa tsy tia ampirafesina...
mahatanty izy satria rehefa avy eo dia lasa izy ary mikoty hafa indray raha ampirafesinao
35. ja ( 17/01/2005 13:46)
Izany an!Mikoty sipa hafa mba atonga an\'ilay mampirafy azy ho jalouse fotsiny
Zay ny lehilahy zay tsy mba mahay mihaiky.
36. mihanta ( 17/01/2005 16:14)
humm lol ramaso
37. chipie1 ( 17/01/2005 16:48)
ramaso> raha ho manja noho ilay sipa mou aninn fa matetika au contraire fona no hita... :-D
38. ja ( 17/01/2005 19:15)
lol chipie1.Marina mihitsy izany sady ampiko an\'ilay hoe mody matin-kambo hoe miaraka @ joba hafa nefa malahelo ilay taloha.
39. nikopol ( 17/01/2005 20:36)
za injay alou raha misy mampirafy izany de za mianjy foana tahaky ny hiran\'i Rossy e : refa miverina tiako fôna :lol:
tady efa vita fatomaty kosa ve ?
40. ikaretsaka ( 17/01/2005 21:35)
tsy misy malahelo ilay taloha izany aloha raha am,iko manokana e.. lanja miakatra ny fiainana de ze any any e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1101