Michael Jackson !!

1. ainaheri ( 20/06/2005 12:27)
Ra araka ny eritreritrareo tokony ho gadraina sa aona? Ary tena be condition be tao matoa tsy nahitana teny na indraimbava lery nivoaka ny tribonaly otrany lay fataony mandihy ambony tafona fiara ireny!!Ary nihiniana ingahy rainy fa tsy hatory hiaraka @ ankizy lahy intsony!!
novalian'i fijo ny 29/06/2005 04:04
2. kally ( 20/06/2005 16:08)
Indraindray koa anie misy diso tafahoatra ny ataon'ireo ray aman-dreny e! ianao ve ary ohatra dia tsy mbola niray fandriana tamin-jazakely na ankizy kely mihitsy? Matetika dia fomba fanaon'ilay ray aman-dreny koa io hanjonoana vola : izy no mandefa ny zanany any angaha nisy nanery azy?
Ny ray aman-drenin'ilay zaza koa moa efa nalaza ho mpanao fitaovana ny cancern'ny zanany mba hiara-matory na hivahiny any an-tranon'ny star dia avy eo toriana ilay olona.

Izaho koa anefa tsy homba tanteraka an'i Jackson, ka tsy afaka hitsara hoe meloka izy sa tsy meloka.
3. fijo ( 20/06/2005 22:27)
tsy hay izay tena nisy tao fa afaka aloha izy ka dia tsy meloka izany amiko.
4. eh ( 21/06/2005 07:13)
za aloha mino fa tsy nanao heloka izy ê! fa diso tafahoatra ny fitiavana mampirevy ankizy d ireny no alehany! misy fahavoazana ny sainy nohon'ny fahazazany tsy tomombana!
5. mandrindra ( 21/06/2005 14:15)
Ny procureur dia efa nanenjika azy foana hatramin'izay, ny jurés rehetra dia fotsy daholo, afaka madiodio anefa lery. Amiko matoa izy afaka dia tsisy porofo, noho izany dia tsy meloka izy.
6. fijo ( 21/06/2005 20:17)
izay mantsy hoa
7. britney ( 22/06/2005 16:46)
ainaheri:

Ra araka ny eritreritrareo tokony ho gadraina sa aona? Ary tena be condition be tao matoa tsy nahitana teny na indraimbava lery nivoaka ny tribonaly otrany lay fataony mandihy ambony tafona fiara ireny!!Ary nihiniana ingahy rainy fa tsy hatory hiaraka @ ankizy lahy intsony!!



koa efa saika nampigadra azy ve zany koa tsy hiniana izy,io koa faute ilay ray mandreny e! sady fitiavana te hanararaotra hangalàna vola be amilay star fotsiny ihany.
8. fijo ( 22/06/2005 20:10)
tsy meloka izy e.izay no marina aloha hatramin'izao.
9. dadabe ( 23/06/2005 00:59)
10. fijo ( 23/06/2005 20:06)
:-$:-$:-$
11. yonikafopl ( 24/06/2005 05:40)
asa rey olona fa azy ny azy, raha mba hanipazany dollard kely za de mba hiaro azy kounkou:-P
12. dadabe ( 24/06/2005 10:35)
tssssssssssssssss tia vola tssssssss:roll:
13. Veloo ( 24/06/2005 16:52)
tsssss nareo ko. Asa nareo raha nahita ny film momban'ny fianakavian'ny MJ raha psychologue doly isika dia tonga dia tsy manome tsiny azy. Ilay bandy nahita ny fitondrana azy t@ mbola kely dia nalahelo mafy izy oe tsy mba ho ataoko an'izany izay ankizy mankao amiko rehefa lehibe aho. Nijaly be i MJ t@ mbola kely @ tsika gasy ilay nataon'ilay rainy normal satria nitandrona fahaizana ho an'ny zanany izy nefa @ MJ izany tsy ekeny. Ny amerikana ko anie ry reto ka tadiavin'ny zareo doly izay ahazoana vola e.. indrindra moa zany oe ahitany diso kely enao...
Raha misy ny tsara fanahy dia MJ ary tia ankizy izy fa betsaka ny panararotra. Vola vola vola doly ireny eee.:wink:
14. maditra ( 25/06/2005 02:29)
Zah koa aloha, nanaraka be ny tantaran'ilay fitoriana teo iny akaiky be mihitsy zah, ary tsapa nandritran'ny famotopotorana fa tsy misy porofo akory ireo mpitory. Tena nanao abonnement'ny film sy revue porn ireny Michael Jackson fa tsy nisy porn ho an'ny ankizy izany mihitsy tao, araky ny fitoriana sy lainga tsara lahatra nataon'ny mpitory. Betsaka be koa ny fitoriana nefa tsy nisy porofo ary efa hitahita talohan'ny didim-pitsarana fa tsy meloka lery.
15. dadabe ( 25/06/2005 10:44)
bof tsy blem amiko satria tsy misy dolak hoy ilay ramatoa io ambony io zay:wink:
16. fijo ( 28/06/2005 04:50)
ny fitsarana any amerika any mihintsy koa no misy olana e.jereo ny resaka OJ simpson.tanatara be io ary tena ahitana ny herin'ny vola any zamerika any
17. dadabe ( 29/06/2005 03:18)
18. fijo ( 29/06/2005 04:04)
indrisy fa marina izany ry zareo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6362