Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tolotra, milahatra araka ny daty
tolotra ( 18/06/2005 08:49)
katry lava na koa hoe dizina
ahoana ianareo sipa @ireny bandy katry lava sy dizina fona reny,misy sipa mantsy ambinina anireny,milay v sa nôfa sa revena ampitiavana b rehefa sendra anireny... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:29
tolotra ( 16/01/2005 16:49)
mampiheritreritra
fa maninona hoa ny olona mitovy fitiavana ,mitovy heritreritra,mitovy fiainana,no tsy mety tafaraka mihitsy,lahy sy vavy io an!...... tohiny
novalian'i fijo ny 18/04/2005 23:09
tolotra ( 22/12/2004 10:47)
otsaotsan-zay
otsaotsan-zay zany ilay fitiava e! d anjaranao no manohy azy. oh: otsaotsany milay b, d otsaotsan-zay e!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2005 23:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0651