Avela amin'izao?

1. hery ( 20/06/2005 14:25)
Miala any indray :-)
Nijerijery ireo lahatsoratra fohy indrindra tao amin'ny statistika aho dia mahita fa be dia be ny manoratra hoe :-) na :-D fotsiny... Raha hatsikana na zavatra hafa ilay izy tsy de maninona fa misy resaka fangatahana fanazavana, fanontaniana, zavatra matotra sns... dia :-) no valiny.

De hoy aho hoe raha nareo no ataon'ny olona an'izany physiquement... euh... ohatra hoe:

- Manahoana tompoko (raha mbola hiarahaba)... bus firy kay no mandeha any amin'ny Gare de Lyon?
- (valiny) :-D

fa angamba mba ho lagy ihany :-)

Ka avela am'zao ve sa asiana fieritreretana?
2. yonikafopl ( 20/06/2005 14:45)
:-w

hery hih io zao ny ana io an, mieritreritra we inina no havaliko an'i hery?
3. kally ( 20/06/2005 16:02)
Ny an'Yonika mba misy valiny fa ilay tsy misy valiny marina...asa!
4. mishou ( 20/06/2005 20:24)
hi hi hi, tsy mahita lazaina aho fa marina kalongany izany voalzan'i hery izany sady marobe no manafangaro hatsikana@ resaka tena matotra ato de mandreraka be le mananihany rehefa tsy mipetraka @ tokony hipetrahany fa tsy mampihomehy fa mampivonto fo:-P
5. fijo ( 20/06/2005 21:06)
raha mitsiky moa izy maninona fa raha manompa no olana be.
aleo ho eo rahery fa midika izany fa mboal mila maka saina be izy an.
fa ny an'i bebe io efa marka manokana ka
6. bichette ( 21/06/2005 07:40)
misy te hanao presence fotsiny hoe nandalo :-D
7. fraz ( 21/06/2005 14:08)
Ka mety izay ilay hoe tsiky dia ampy koa :-) Sa ahoana :-)
8. mandrindra ( 21/06/2005 14:27)
inona ary no ho eritreretina hoy i hery, 2 ihany anie no valiny e, na avela na tsy avela. Nefa aminizao vanin'andron'ny demokrasia izao dia tokony avela haneo ny heviny toy izany izy raha toa ka izay no hitany fa mety, tsy fantatra fa mety moana anie ireny na tapimbava mandritry ny fotoana fohy.
Ilay sary kely dia ampy :P
9. hery ( 21/06/2005 16:05)
le tsiky aloha tsy koi :-) fa ilay vanitika be tssss :-D
10. xxx ( 22/06/2005 14:05)
:-D....zafady fa Hery zao no mampivanitika eo an

ooppss, mba tsy mandany fotoana aloha io fa mahalaza izay tiana holazaina ho an' ny maika oh anay
11. xxx ( 22/06/2005 14:06)
za io ambony io an:-o

kitjo
12. yonikafopl ( 25/06/2005 01:26)
:-w:-w kitjo mandalo de miserana fotsiny an!!

fijo hihihih zany ann:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7533