Karazan'anana

1. ainaheri ( 17/06/2005 17:59)
Hoy ianao we mahatsikaiky fa mba te ahafantatra aho
inona ny karazan'anana gasy mba fantatrao ?ra ohatra
moa ra teny gasy tsy misy mpahalala lay izy d mba ataovy anaty fonosana @ teny vahiny!!
Ny ahy zao de;-Anamamy
-Anandrano
-Anamaribaka
-Anantsonga
novalian'i adidy ny 16/09/2005 14:49
2. mishou ( 17/06/2005 21:23)
tsy aleo atao tsirairay na tsiroaroa fa raha hitanisako ny karazan'anana fantatro eto ianao ry ainaheri de tsy misy ho an'ny hafa intsony

- petsay
- anamalaho
3. kally ( 17/06/2005 21:23)
Anan-tsinahy
-Tsiva-drenikely
- anantsingita
- ana-mifangaro
- anam-bomanga
- petsay
4. rurik ( 17/06/2005 23:06)
nanoratra aho kanefa tsy hitako :^)
- ramrebaka
-sodesinn
-anamamy
5. kally ( 18/06/2005 07:34)
ny sodesinn ve tsy petsay ihany e?
6. iartistika ( 18/06/2005 12:24)
anabavy!
7. zouzou ( 18/06/2005 14:07)
anamala
ravim-boatavo
kidiadiamborina (trèfles)
8. kally ( 18/06/2005 16:02)
Fahandro angaha ny kodiadiamborina ry Zouzou?Dia ampiarahana amin'ny inona?
9. yonikafopl ( 19/06/2005 07:02)
iartistika =))=))=)) mihinana anabavy nga??:-w:-w

ravitoto, anana ve io??
anamadinika
anapatsa
10. mandrindra ( 20/06/2005 09:44)
anandriana
laingotsosety
anambazaha (épinard)
ravina radis
11. bichette ( 21/06/2005 08:58)
- anatsinaviorana (tena misy io an)
- anakorobo (any amin'ny cote no misy azy)
12. chipie1 ( 22/06/2005 17:18)
anapatsa
13. majakely ( 04/07/2005 13:07)
ananambo!ilay hazo be de misy raviny majinika be toy ravina voamadilo iry!!

anandengona!tsy haiko raha mahita an'io ny any andrenivohitra klo an!
14. hery ( 05/07/2005 23:29)
ravimbomanga
15. lanto ( 17/08/2005 20:31)
-anatsinahy na anatraka (ravintsipolitra ireny)
-felan-kasina (felana io fa atao toy ny anana)
-ravim-boatavo (sa efa voalaza :)
-ravin-tsaramaso (tena tsara io ilay mbola tanora iny)
-anandranom-bohitra (ohatry ny anadrano fa maniry an-tanety)
.....
:miam:
16. lanto ( 25/08/2005 11:46)
ravi-tsaonjo


:roll:lasa lohan'anana be koa zah izany !
17. booboo ( 25/08/2005 12:01)
hihihihihihihi
18. lanto ( 25/08/2005 12:30)
booboo> ka mifandimby hitako eo am-bilia an'eritreritra doly le anana koa ! Tsy eny an-jaridaina an ! :lol:
19. adidy ( 16/09/2005 14:49)
Ny ahy ny tadiaviko ny dikany @ teny frantsay hitadiavako azy any @ sinoa. Asa na misy diso? Dia mba tohizo: anamamy: brèdes morel
misy hoe brèdes moutarde inona io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4447