firy no farany tianao
1. ainaheri
(
20/06/2005 12:36)
Misy manana ps maro2 ato ary misy vavy manao lahy ary misy lahy manao vavy d tsy fantatro we inona ny tombotsoanao @ lay izy??
novalian'i vesta ny 05/08/2005 15:10
2. eh
(
20/06/2005 12:56)
mbo te hahafantatra ny tena zava-miafina @hoe raha lehilahy! na vehivavy! manao surprise ê! mahafinaritra io ka!
3. yonikafopl
(
20/06/2005 13:10)
ainaheri samy manao izay mahafalifaly ny fony ny tsirairay ka, fa eo no hahafantaranao we ahoana marina ilay olona.
Amiko aloha ilay mpanao ps bedabe de olona vonona ny hanadala fotsiny eeee,amzay angamba zareo mahazaka maromaro . Tsy fidel(e) ireny namana ireny amiko.
ilay lhl nefa manao vhv na vhv fa manao lhl njay amiko, ngamba mety mba te hahita ny fomba fanaon\'ny bandy rehefa mikoty izy hangalany sopapa, na koa tsy te ho kotina ny sipa sasany de manao bandy njay.
Fa ny fahamarinana ihany no tsara sy maharitra eee, adalan\'izay hampiesona sy hananihany fa tsy hisy tombotsoany na kely aza.

4. hery
(
20/06/2005 14:29)
rehefa ela ny ela voan'ny nataony ihany kah :-)
misy olona manoratra aty amiko hoe mba ovay ilay pseudo-ko ... satria tamin'ny nisoratra anarana nieritreritra hoe kisangisangy fotsiny no atao sns..
misy indray rehefa manomboka tamana izy vao tonga saina hoe ny olona rehetra mieritreritra azy ho vehivavy daholo... de sahirana be.
marina ny tenin'i yonika hoe adalan'izay mampiesona ihany e :-p

6. mishou
(
20/06/2005 20:58)
za kalongany ry ainaheri de sady feno sary fa tsy manafina ny momba ahy no tsy manana psudo af-tsy io, za hiraharaha, na manja aho na ratsy de io za, fenoiko sary ato, de io koa ny toetrako, de vevavy za de tsy mitady afa-tsy namana fotsiny kalongany ka izay angamba no tsy de hiraharahiako ny tohiny
sady raha be fitetika ange de hifoterany fa aleo ho any e, rehefa vizaka izy mifidy pseudo iray ihany de izay:-P:-D

7. fijo
(
20/06/2005 22:25)
za moa na maro aza ny manao ps mifanahatsahaka amin'ny ahy io dia za ihany no fijo ary io ihany ny ahy ato ary mbola izy e.sady tsy miovaova fa tsy fidel akory fa fijo ka
9. dadabe
(
21/06/2005 05:50)
bof zay tiany ihany kou ,zany anie no demokrasia e,samy manao izay mahafinaritra ny sainy sy ny fony ,ary tsy midika hoe fidel na tsy fidel,satria tsy hainao izaay tena any anatin'ny fon'ny olona any:-D
10. bichette
(
21/06/2005 09:04)
aleo serieux, za zao lasa be namana ato satria hendry tsara fona fona dia lasa misy namana amin'ny vazatany 4 dia raha te hanao vacances n'aiza n'aiza dia misy hivantanana fona fona
11. haryn
(
21/06/2005 13:28)
salut daholo. mahafinaritra ity site ity fa za saika hanoratra ho an ny rehetra de tsy haiko akory atao. zafady fa clavier chinois ty hanortako ity
12. fijo
(
21/06/2005 20:16)
yonika ie,fidel an'i mumu ka.
bibi ndry tokoa aloha hendry be ka.izay no tena milay amindry.sady doucedouce kely.
haryn hovao clavier gasy e

13. Merinaforever
(
23/06/2005 08:24)
Salama daholo!
Amin'ity resaka lahy lasa vavy sy vavy lasa lahy ity,dia nanintona ahy ka mahatonga ahy hitantara angano authentique aminareo:
Rehefa misy fiangonana dia mamaky tononkalo indraindray ilay tovovavy izay.Ela ny ela dia velona ny fanontanay sy ilay vadibe-ko:"sao dia iny ary no antsoina hoe "Dadarabe"?(mpanakanto amin'ny tononkalo izy io fa mbola tsy fantatro sy tsy mbola hitako tamin'izay)Koa toa Vehivavy ve dia maka pseudo lehilahy?
Ka nony hitako ary ny adiresy email-ny fa mpandray anjara ao amin'ny mailing liste-n'i serasera izy,dia nanoratako tononkalo mba hanadroadroana azy.Ka izaho lehilahy indray no naka pseudo vehivavy.Ka ny pseudo-ko tamin'ny nanoratra ho azy dia "Nenirasoa".
Ka indro omeko anareo eto ny tononkalon'i Nenirasoa (izaho ihany),ka raha manaiky izy dia homeko anareo koa ao aoriana kely ny tononkalo navaliny azy,izay mbola novaliako koa tamin'ny tononkalo.
Fanamarihana:nisy tononkalony izay mitondra ny lohanteny hoe "alin'ny Noely navoakany tamin'ny volana Decembra 2003 angamba,ka io no nanararaotako nanoratana ho azy;(Vive Dadarabe)
Manirery
Alin'ny Noely
Izaho ity irery
Ka mety ve ise
F'izaho efa "OK"?
Efa vonona ny kaly
Ny fon'ise ho faly
Ny vary sy ny hena
Sy ny divay mena
Foiko tsy miambatra
Ny foko mba hatambatra
F' efa jifa re ny paosy
Nividianana ny saosy
Ny alina misasaka
Ny amponao apasaka
Dia andramo kely
'Ty volantantely!
(solon'anarana=Neny Rasoa)

16. dadabe
(
24/06/2005 10:44)
hummm
fa ngah misy klavier snou le??????:-w:-w:-w:-w
Mpandefa : haryn [ Valio ] 21-06-2005 15:28:14
Lohateny : sahirana be za handefa hafatra ho anareo rehetra
salut daholo. mahafinaritra ity site ity fa za saika hanoratra ho an ny rehetra de tsy haiko akory atao. zafady fa clavier chinois ty hanortako ity
fa ngah misy klavier snou le??????:-w:-w:-w:-w
20. cutie
(
29/06/2005 22:51)
dadabe [ Valio ] 21-06-2005 07:50:43
Lohateny : Re : firy no farany tianao
bof zay tiany ihany kou ,zany anie no demokrasia e,samy manao izay mahafinaritra ny sainy sy ny fony ,ary tsy midika hoe fidel na tsy fidel,satria tsy hainao izaay tena any anatin'ny fon'ny olona any
dadabe hoy lay hira zay we: Fa iza mou enao no te hahalala zay ao am-pony .