afaka fotoana vitsivitsy de hiamaro ny vahiny ho any dago!!!

1. xxx ( 19/06/2005 21:56)
lazina fa mahantra ny gasy nefa afaka fotoana fohy de ho any dago daholo ny vahiny(angorona ny arenan'ny gasy izay marihana fa manan-karena tokoa isika)Aty ivelany de maniry ampiasa ny volany any dago daholo ry zareo.fanotaniana de hoe mahantra marina ve isika sa ahoana??:?:
novalian'i fijo ny 23/06/2005 21:47
2. xxx ( 20/06/2005 06:48)
Manana isika fa mahantra satria tsy ampy fitrandrahana....
3. kally ( 20/06/2005 07:23)
Moa ve ny fampiasàn'ny vahiny ny volany any Madagasikara midika ho fangoronan-karena? Ary mbà mitonona anarana moa ry xxx fa inona ary ity?
4. fasaly ( 20/06/2005 17:15)
de toute façon misy fepetra ny fipetrahani'zy ireny any dago fa tsy afaka mipetraka comme ça e!
5. rurik ( 20/06/2005 19:08)
1 MBA IZA MARINA MOA IANAO IO??????
manakarena ny malagasy fa tsy maha mampiasa ny arenany,sady ny olona izay manana ny pouvoir no manararaotra .maro ny ria tena ka izany no mahavoa ny madagaskar.
6. fijo ( 22/06/2005 21:10)
raha hoavy any izy ka hanorona asa tsy maninona ka
7. sorom ( 23/06/2005 09:14)
Ny fahatongavan'ny vahiny na tsia any tsy dia tokony hanisy olana firy fa ny olana dia ampahantrain'ny saina amam-panahiny ny Gasy fa tsy dia ny taniny loatra...

:-w
8. dadabe ( 23/06/2005 16:08)
Lohateny : Re : afaka fotoana vitsivitsy de hiamaro ny vahiny ho any dago!!!
1 MBA IZA MARINA MOA IANAO IO??????
manakarena ny malagasy fa tsy maha mampiasa ny arenany,sady ny olona izay manana ny pouvoir no manararaotra

masika ery anie toi zany rurik e

de toute façon misy fepetra ny fipetrahani'zy ireny any dago fa tsy afaka mipetraka comme ça e!
humm micharme be le fiteninao ry fasaly
fa zao klou e , ny gasy manakarena fa ny fitantanana no gaboraraka ( ohatra ao ilakaka ):-$
9. fijo ( 23/06/2005 21:47)
dadabe tena marina io farany io.tsy misy lamina isika .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2883