fête des péres sy fetin 'ny ray

1. ravatorano ( 16/06/2005 05:57)
Reko fa amin ny alahady izao ny fetidepera sy fetin ny ray d gaga sy variana aho hoe ary toa tsisy pub kle toa tsisy kozy mihitsy izy zany sa efa manomboka ny antanan dany d tsisy miraika ny olona.
Aza mba ray ohatran dry ravatorano tony ihany raha izany , fa na izany aza ny kaly kosa amin io aloha dia hifanjevo ah hihihihihihi:wink::wink::wink:
sa aoana ry zalah:-D:-D:-D
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:08
2. yonikafopl ( 16/06/2005 06:09)
nga tsy le tam efa ela iny mou??

hay ve ka am lahady eeee, miarahaba anareo ray rehetra sy ny future papa sahady ary eeeee, indrindra fa i hummmmm:wink::)

sambatra nareo manana dada orohana am alahady zany:cry::cry:
3. Fanja1 ( 16/06/2005 06:36)
ravato a! tsy adino nareo zoky a!
Yonikadopl sambatra marina ireo zay mbola manana dada orohana:cry::cry::cry::cry::cry:
4. yonikafopl ( 16/06/2005 06:50)
Fanja1:cry::cry::cry::cry:

soa fa misy dada hafa azo orohana:-*:-*
5. iartistika ( 16/06/2005 07:41)
soa fa nisy radada azo orohana:roll:
6. ari.malala ( 16/06/2005 09:30)
iartistika> :-D

ravatorano> ataovy manja ny kaly ary ê!
7. bichette ( 16/06/2005 09:50)
misy ny dada saingy lavi-toerana koa ny sasany :(

dia miarahaba sahady ireo raimpianakaviana ato e
8. haingo23 ( 16/06/2005 10:27)
Tena marina ny voalazanareo fa tsy dia malaza izany fetin'ny ray izany. Tsy fantatro hoe ahoana ???
Rehefa mahazo ilay "zavatra" i dada dia ampy azy izay hoy ny sasany fa tsy dia mila sakafo sy fanomezana be.
9. eh ( 16/06/2005 11:17)
hakaiky ny fo ny reny nohon'ny ray ê! sady masika ny dada matetika! bonne fête nareo ry papa isany â! hahazo izay hiriany daholo ê!
10. sonwin ( 16/06/2005 14:15)
mhh:(
11. bichette ( 16/06/2005 14:42)
ny reny koa rehefa akaiky ny fetiny dia efa mangitangitaka izy no hita aty ivelany fa "important" aminy ilay andro, ny fetin'ny reny koa no tonga alohan'ny fetin'ny ray dia lasa ankalazaina kokoa fa ny feti'ny ray lasa hoe "bof" !!! dia ny dada koa na tsy manao fety aza tsy dia mampaninona azy loatra fa rehefa fetin'ny ray, i neny indray no mangitakitaka.
I neny koa no nibaby nandritry ny ny 9 volana, ary hiharitra ora maro maro mafy nandritry ny fiterahana ka deraina lalandava izy ny amin'izany, i neny koa no mikolokolo ny tokatrano, mikarakara ny ankizy mihoatra ny dada, i neny koa no tena mihari-tory amin'ny alina rehefa misy olana ny ankizy, i neny koa no tena nanolo ny tatinjaza, niharitra nandritry ny 3 taona, izany moa dia fitiavan'i neny daholo ka izany angamba no mampalaza kokoa ny fetin'ny reny toy izay ny fetin'ny ray ka mahatonga ny ankizy midera azy sy manolotra zavatra kely an'i neny amin'io andro io mba ho mari-pisaorana, fankahasitrahana, fitiavan'ny tokatrano an'i neny noho izany rehetra vitany izany.
12. Ralay ( 16/06/2005 15:40)
De ahoana izany izahay tsy ray intsony fa efa roa :lol: dia tsy hisy fety zany ve ^^ rovina mou ledatin'ny roa :D
Arabaina mialoha zany ze ray rehetra e hisy azy indray ny fitadiavana ilay faharoa zany :)):p
13. fijo ( 16/06/2005 20:46)
bibi an aza hadino fa raha tsy teo i dada tsy nisy nareo an.hummmmmm
fa le fety aloha tsy malaza e.ny kaly marina ravato no ataovy masaka tsara a.
14. dadabe ( 17/06/2005 03:02)
yonika fanja 1 mahereza e!!:cry::cry:

fa ny ahy klou ny raiko lavitra be e:(

yonika >mba oroy aho @io alahady io kle :-*
15. fijo ( 17/06/2005 04:37)
izay le hafatra e
16. yonikafopl ( 17/06/2005 06:10)
dadabe voaray less aaa, ataoko matsiro be fa tsy tin lah :-*:-*:-*
17. ainaheri ( 17/06/2005 07:07)
Tena mahagaga tokoa wa fa tsy heno ny fetin'ny ray ee
18. ravatorano ( 17/06/2005 08:06)
Miarahaba antsika ray amin izao ankatokly ny fetin ny ray izao.
Mino aho fa na malaza na tsia rehefa mahatsiaro fa manan ny rainy avokoa ny ankizy rehetra eny na isika izao d efa ampy izay fa tsy dia voatery arak ilay voalazan i haingo hoe rehefa mahazo ilay zavatra izy d milamina.
Na ray na reny dia mila fitiavana daholo asa tokoa hoe ny reny akaiky ny ankizy ary misy dada masiaka fa na izany aza diso milamina loatra ny fankalazana ilay hoe fety aleo tsisy kle hihihihihihih.
Ny kaly indray letsy ry fijo defa voaomana ela ny menu ah ka asesy tsara hatrany amin ny fidirana ka hatrany amin ny fivoahana ary atao tsisy bhadino fa io no andro hankalazana azy eh hihihihi
Memerina ny firariantsoa ho an ny ray sy izay ho ray atsy ho atsy ary dia aza adino ry yonika ny manoroka milay an i dadabe-ko io amin izao fety izao ah !
19. yonikafopl ( 17/06/2005 13:22)
ravatorano zokibe, tsy taitra wa nareo fa heinn ataonay matsiro be io am lahady kleee

sa ahoana dadabe cly:-*:-*
20. ari.malala ( 17/06/2005 15:06)
Mirary fety sambatra ho an'ny ray rehetra ê! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1309