fête des péres sy fetin 'ny ray
21. mandrindra
(
17/06/2005 15:53)
Mety tsy dia be ny resaka fetin'ny ray na amin'ny gazety na eny amin'ny mpivarotra fa tsy ny fankalazana ety ivelany no tena ilaina fa izay fankasitrahana (na fahatsiarovana ho an'ny lavitra)ataon'ny tsirairay ho an'ny rainy amin'io andro io no zavadehibe. Ny amin'ilay kaly aloha ry zalahy dia tsy maintsy manja amin'io fa ny ahy kosa aloha dia tsy maintsy manja isanandro io e, tsy maintsy mibaba foana ko :D
22. yonikafopl
(
19/06/2005 03:51)
Dia faly miarahaba anareo dada rehetra androany tratra fety oooo, dia ho an\'ny future dada kounkou, Andriamanitra hanome fahendrena lalandava ho anareo.
Dia bisou , msmy be ho an\'i dadabe manokana :-*:-*:-*
Dia bisou , msmy be ho an\'i dadabe manokana :-*:-*:-*
24. ravatorano
(
21/06/2005 07:56)
magaga marina fa misy mena manokana izany ah
:x nefa d samy eto iany
:x nefa d samy eto iany
29. fijo
(
22/06/2005 20:11)
ka nanao ahoana aloha izy tao ravato an.ny kaly io tiako hofantatra io.sady toa fotoanan'ny voanjobory moa any izao le.hummmmm