ny karana ao mada

1. fijo ( 15/06/2005 20:10)
izay aho vao faly fa nisy mpitondra sahy naneho ny fahitany ny zavatra ataon'ireo loza be ireo.ary vao naheno izany moa ry ilay montana dia koditra sy nifarirotra satria matahotra ny hovery.
mino aho fa tsy hijanona ho resaka iny
novalian'i fijo ny 09/07/2005 22:54
2. pika ( 16/06/2005 05:28)
tadidio anefa fa tokony manana porofo mazava no vao miteny ireny fa sarontsarotra ihany en tant que président no milaza ireny :roll:
iza koa anefa no manome alalana azy ireny hividy tany etsy sy eroa, hiditra malalaka eto, .... moa tsy ny fanjakana ihany :?:
3. ravatorano ( 16/06/2005 05:53)
pika
4. fasaly ( 16/06/2005 06:11)
:-$:-$:-$:-$
5. rurik ( 16/06/2005 07:48)
fa inona ilay resaka fa izaho tena tsy naheno??? mba lazalazao na dia ny sombiny fotsiny aza melsy!
6. fijo ( 16/06/2005 20:54)
fasaly ngah karana?????
pika tadidio fa ireo karana pakistanais ao mada ireo dia efa ela no hita fa mahazo vola avy any ambadika any.izany hoe manao fanadiovana vola ireo ao.ka rariny raha mba ahitsy ny momba azy
7. dadabe ( 17/06/2005 03:11)
hay ve e:-w nefa zah taranaka karana de ahona zany kle :-w:-$
8. fijo ( 17/06/2005 04:37)
dia mety hosahirana izany kle
9. kitjo ( 17/06/2005 05:21)
zavatra normale b reny fa aloha faly t@ iny e...lol

aiza v varotra platsika sy bodofotsy enao d hanambola b oh reo fa manadio vola any fts reo

aleo aloha hasiana oh reny fa h@ zay manko mody hanaovany hopitaly kely sns eo dia tsisy sahy mitny mitsy ny mpitondra e

10. ravatorano ( 17/06/2005 08:10)
marina izany ry kitjo potika sachet plastic no angoninao d anaovana zavatra hafa kapa scoubidou v d avy lasa millionerta amininy enao tampotampoka eo d lazaiana fa ny gasy no tsi manakevitra tsy mahataka davitra nefa ny andry bory satroka efa miharo zava miafina .Ohatran ilay karana any morondava izany ny dokany(magasin) efa tsisy entana nefa lery mamoka bmw efatra sy efata sy ny sisa , ny zavatra amidiny amin io efa bonbon sy jus de citronade ary kapa kiranyl ntssssssssssssssss
11. fijo ( 20/06/2005 22:39)
izay mantsy wa.tao fianarantsoa tao nisy mpivarotra sambosa izay.afaka roa taoana lery lasa mpivarotra piesina fiara.izao manana camion efa ho 5.mba manaova kajy tsotsotra dia hohita fa tsy mitombona izany.fa misy vola hafa fiaviana ao.ary ny mahagaga dia ny pakistanais no tena maro toa io??????
amiko dia ny banco no tokony hanao tsara ny asany amin'ireo
12. xxx ( 22/06/2005 14:00)
k raha tsy mafimafy loha aloa ny mpitondra sy sahy mamely azy oh reny tsy ho lasa mitsy e

ravalo manko tsy ho azony tambazana ze volany eo
sady ny mahafetsy an ireo manko dia reseau lava be mitsy erak izao tontolo izao ka tsy hita voa-trace ny transaction ataony fa coup de telefon fts d mivoaka ny sosy

kitjo
13. fijo ( 22/06/2005 20:16)
izay mihintsy,efa nisy fandaharana momba io resaka fanadiovana vola ataon'ny pakistanais io taty.ary maurice dia anisan'io toerana fihodinan'ny vola io.ka mada tsy lavitra eo.ary marina fa resaka telefonina dia miala any ny sosy ,ary ny himam no anisan'ny mpandray anjara mavitrika amin'izany.efa nasian'ny amerikanina resaka koa io tao mada satria nahita ry zareo fa nitombo ny pakistanais tonga ao mada ary lasa mpandraharaha aby ry zalahy,vao mahazo taratasy.ka mampisy ahiahy ny fiavian'ilay vola
14. dadabe ( 23/06/2005 01:04)
Lohateny : ny karana ao mada
izay aho vao faly fa nisy mpitondra sahy naneho ny fahitany ny zavatra ataon'ireo loza be ireo.ary vao naheno izany moa ry ilay montana dia koditra sy nifarirotra satria matahotra ny hovery.
mino aho fa tsy hijanona ho resaka iny

fa nisy inona fa zah tsy naharaka kle?
15. fijo ( 23/06/2005 20:09)
aiza ary izany ry bedada.nanao filazana i ravalo fa misy karana manohana ny fanakorontanana ao mada.
16. mandrindra ( 24/06/2005 08:24)
rehefa manohana ny fanakorontanana izy dia tokony tonga dia korontanina any koa e, sady efa mpiavy fa tsy tompony no mbola mandray tsy raisina.
17. dadabe ( 24/06/2005 10:39)
mandrindra> manaraka ihany aho fa milay mihitsy le fomba hamalianao hevitra a,mercii be e:@:@
18. routa ( 24/06/2005 13:28)
:(:(
19. mandrindra ( 24/06/2005 14:44)
i routa angaha karana no maloka tampoka ? Aza manakorontana fotsiny dia tsisy blem !!
20. fijo ( 28/06/2005 04:54)
raha sanatria ka za aloha no teo sahirana marimarina tokoa ireo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1503