ny karana ao mada

21. mandrindra ( 28/06/2005 10:24)
fa angaha nosahiranina fotsiny ry zalahy reo ry fijo fa tsy tonga dia naripaka ?
22. fijo ( 28/06/2005 22:16)
izay mihintsy fa tsy filaza
23. mandrindra ( 30/06/2005 08:32)
dia efa amboary ary ny paika hanatanterahana izany e?
24. fijo ( 30/06/2005 20:25)
hoay efa be ny hita azo atao fa saingy tsy eo ny tena.
25. mandrindra ( 01/07/2005 08:59)
alamino ny paika fa ny mpanatanteraka anie mahita foana e
26. sahouly ( 01/07/2005 14:24)
[quote=fijo]
izay aho vao faly fa nisy mpitondra sahy naneho ny fahitany ny zavatra ataon'ireo loza be ireo.ary vao naheno izany moa ry ilay montana dia koditra sy nifarirotra satria matahotra ny hovery.
mino aho fa tsy hijanona ho resaka iny
[/quo
aza adino anefa fa ny sasany sahy mijoro @ maha karana azy ireo fa ny sasany mahay milomano mbola mahazo tombo-tsoa be ao @ mpitondra ao ihany an!!!!
27. mandrindra ( 01/07/2005 14:42)
sahouly, hitadiavantsika sous marin izay miseho mahy milomano eo
28. kitjo ( 02/07/2005 11:04)
sahouly> ka izay ilay izy hoe ny "sasany" fa tsy izy rehetra....

Aleo asiny any daholo na vazah na karana rehefa tsy mahay mipetraka fa sady tsy tompony kanefa mbola mihinana ny kely ananan' ny sasany no sady mbola manakorontana

Alaivo z ahiara-hiasa @fijo rehefa mitondra enao...hihiih
29. dadabe ( 03/07/2005 11:30)
kitjo sy sahouly nareo mandeha trano fa zah aleo hanidina hijereko azy
30. fijo ( 05/07/2005 22:54)
izay kitjo an.
ny asa sy ny varotra no tokony faritana voalohany.izay zavatra azon'ny gasy atao dia tsy azon'ny vahiny atao.
ny harena ankibon'ny tany dia ny gasy ihany no mahazo mitrandraka azy.ary raha misy vahiny te hiditra dia tsy mahazo mihoatra ny 10%ny anjarany ao amin'ny Sté.
ny vahiny tsy misy taratasy na manaratsy ny gasy dia malalaka ny raopilanina.
ny vahiny manana zompirenena gasy dia tsyimaintsy manova anarna gasy.
santionany ireo,fa efa mahakenda ny ankamaroany.
izao ry sarkoksa manao ny azy aty maninona?
31. mandrindra ( 07/07/2005 13:35)
izay anie hoa e
32. fijo ( 08/07/2005 04:41)
tsika mihintsy no malefaka loatra ka hararaotin'ny olona e
33. dadabe ( 09/07/2005 03:44)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 24-06-2005 16:44:09
Lohateny : Re : ny karana ao mada
i routa angaha karana no maloka tampoka ? Aza manakorontana fotsiny dia tsisy blem !!
:-$:-$
fijo fa i fasaly angaha lety karana??:-w
34. fijo ( 09/07/2005 22:54)
anan tsy karana io ka.jereo ny sariny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2689