nivakinina
1. Dezy
(
16/06/2005 09:29)
Nisy bandy saripiaro be natratra ny sipany niresaka t@ na bandy bogany sady be sandry ,de lasa nody lery fa tsy sahy nanantona akory.Nony tonga tao an-trano izy de nieritreritra ny hamono tena.Vao tonga tao an-trano rasipa tonga de azony fanotaniana:
-Taiza enao?
-avy ny asa fa taiza ndray.
Aza mandainga eo,hitako anie iny bandy niaraka t@nao iny ee
-Mpiara-miasa @ko iny
De naharitra ela be ny fifanazavana nefa tsy nisy valiny.Ny afarany nametraka fanotaniana tsotra lery .
-Mbola tia ana ve enao?
-Tsy namaly le sipa.
Niodina kely lery de nandrapaka nivakinina ray tanana.De mbola naveriny ihany lay fanotaniana
-
Mbola tia ana ve enao io e??
-Tsy nisy valiny ihany
Efa ho atsakadiny ,tsy nisy valiny ihany ny afarany leryniteny
-Ary mba valio haingana fa tena mangidy be anie ty nivakinina ato ambavako ty éééé!
Somary lava fa azafady eee

novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:52
2. lanto
(
16/06/2005 09:42)
Tsy fanatn'lery fa somniferes no tena manja hamononana tena :) sady midodo be no tsy mangidy ! anjamo nge e !
6. sonwin
(
16/06/2005 11:15)
F'anga nisy resaka nanao teo rahaingo a:)
ari.malala> tratry ny madity tsy telina:°)
ari.malala> tratry ny madity tsy telina:°)
7. rurik
(
16/06/2005 11:52)
fiainana tsara ty ve de hamonoko tena :°)tsy fatany fa raha lasa teo lery dia tonga de vita ho azy ny afera e , sady matoa i kala tsy namaly misy antony ao :^)
8. sonwin
(
16/06/2005 12:00)
misy ts norme izy zany..rurik no anarana misoratra niditra farany teto nefa haingo23 no hitako, dia ilay nosoratako koa toa ts eto ...sa voafafa klé:roll:
10. dadabe
(
16/06/2005 15:14)
rey razako oo,inona daholo aza ty resaka ty le!:{:{
sao de nisotro beks toi frera de fanina a?:wink:
sao de nisotro beks toi frera de fanina a?:wink:
16. yonikafopl
(
16/06/2005 20:59)
veloo mbo mampanaelo kou njy zany hihi hanaterako an le meme be ve njy eeee
iny tatazo any a=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
iny tatazo any a=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
17. fijo
(
16/06/2005 21:37)
ny ahy indray ny henoko momba anio de hoe "
hitako nareo niresaka be teo fa ataoko.ao aloha hingao ny fe"tsy namorona aho fa io no tohiny henoko
hitako nareo niresaka be teo fa ataoko.ao aloha hingao ny fe"tsy namorona aho fa io no tohiny henoko
18. mishou
(
16/06/2005 22:25)
fijo> de nofonin'ny lery ve sa notsapiany raha mando =))=))=))=))=))=))=))
tena mba saro-piaro zany klé,=))=))=))
tena mba saro-piaro zany klé,=))=))=))